23/10/2025
❌️🔥 Maro ny vokadratsy ateraky ny doro tanety sy ny doro ala, ary samy mizaka izany avokoa isika rehetra :
🏜 Haintany !
❌️⛈️Tsy fisian'ny orana !
💧🌾Tsy fahampian'ny rano hambolena !
🌞🥵Fiakaran'ny hafanana !
🏃Fahalotoan'ny rivotra !
📣⛔️🔥'Ndao hifanentana sy hifanome tanana isika hiady amin'ny doro tanety sy ny doro ala!
Campagne de Reboisement 2026 # Madagascar itinérance