Mon p'tit Jardin

Mon p'tit Jardin Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mon p'tit Jardin, Florist, Antananarivo.

06/09/2026

EFA niverina ato isika🥰 fa tapaka Ilay teo

06/09/2026

EFA ato isika 🥰♥️

05/09/2026

Arrivage manjakely 🥰
EFA ato ♥️

💜 LIVE LIQUIDATION isika androany ariva💜 👉👉🌿🌹 TANDREMOOOOO👌👌🌺 7 ERREURS À ÉVITER AVEC VOTRE ANTHURIUM 🌿❌ 1. Manondraka b...
05/09/2026

💜 LIVE LIQUIDATION isika androany ariva💜
👉👉🌿🌹 TANDREMOOOOO👌👌
🌺 7 ERREURS À ÉVITER AVEC VOTRE ANTHURIUM 🌿

❌ 1. Manondraka be loatra
Ny Anthurium tsy tia rano mijanona amin’ny fakany.

❌ 2. Mametraka azy amin’ny masoandro mivantana ☀️
Mety handoro sy hampangatsiahy ny raviny izany.

❌ 3. Mampiasa tany tsy mandalo rano 🌱
Tian’ny fakany ny tany malalaka sy misy drainage tsara.

❌ 4. Tsy manome hazavana ampy
Raha maizina loatra dia mety tsy hamony tsara izy.

❌ 5. Tsy manadio ny raviny 🍃
Ny vovoka be dia mety hanakana ny ravina tsy hiasa tsara.

❌ 6. Tsy manome zezika mihitsy
Mila otrikaina izy mba hitombo sy hamony tsara.
❌ 7. Mamela ravina na voninkazo simba ✂️
Esory ara-potoana ireo mba hitazonana ilay plante ho salama.

🌸 Anthurium salama = fikarakarana marina isan’andro!
🥰 AbMon p'tit Jardintit Jardin Jardin 🙏

💬 Iza amin’ireo no efa nataonao? 😅👇
anthuriums p'tit jardin

🌿 FILET D'OMBRAGE NOIR 70 % 🌿Protégez efficacement vos cultures, votre jardin et votre élevage avec notre filet d'ombrag...
04/09/2026

🌿 FILET D'OMBRAGE NOIR 70 % 🌿

Protégez efficacement vos cultures, votre jardin et votre élevage avec notre filet d'ombrage noir 70 %, robuste et durable.

💰 Tarifs :
👉 3*4m. : 50 000 Ar
✅ 4 × 5 m : 75 000 Ar
✅ 4 × 6 m : 85 000 Ar
✅ 4 × 8 m : 105 000 Ar

✔️ Solide et durable
✔️ Réduit efficacement la chaleur et les rayons du soleil
✔️ Idéal pour les jardins, serres, parkings et espaces extérieurs

🚚 Livraison possible partout à Madagascar.

📩 Passez votre commande dès maintenant en message privé !
p'tit Jardin

♥️🥰Melodia red 🥰 👉Prix CADEAU : 55 000ar MP si intéressé 0346920978
04/09/2026

♥️🥰Melodia red 🥰
👉Prix CADEAU : 55 000ar
MP si intéressé 0346920978

🌺🌿 FOMBA FIKARAKARANA ANTHURIUM 🌿🌺Te hanana Anthurium salama sy mamony tsara ve ianao? 😍 Ireto misy torohevitra tsotra:☀...
04/09/2026

🌺🌿 FOMBA FIKARAKARANA ANTHURIUM 🌿🌺

Te hanana Anthurium salama sy mamony tsara ve ianao? 😍 Ireto misy torohevitra tsotra:

☀️ 1. Fahazavana
Apetraka amin’ny toerana mazava tsara, fa aza avela hahazo masoandro mivantana be satria mety handoro ny raviny. 🌤️

💧 2. Fanondrahana
Tondrahana rehefa manomboka maina ny tany ambony. Aza atao be loatra ny rano, satria mety hampalazo na hampamontsina ny fakany. 💦

🌱 3. Tany
Mila tany malefaka sy mora mandalo rano ny Anthurium. Tsara raha misy fibre de coco, écorce na perlite mba hahazo rivotra tsara ny faka.

💨 4. Hamandoana
Tian’ny Anthurium ny toerana misy hamandoana tsara. Aza apetraka amin’ny toerana maina be na akaikin’ny rivotra mafy. 🌿

✂️ 5. Fikojakojana
Esory tsikelikely ireo ravina efa antitra na simba mba hanampiana ilay plante hamoaka ravina vaovao. 🌱✨

🌸 6. Zezika
Afaka omena zezika sahaza azy indraindray, indrindra mandritra ny vanim-potoanan’ny fitomboana, mba hanampy amin’ny famokarana ravina sy voninkazo. 🌺

❤️ Tsarovy: Anthurium dia tia fahazavana + hamandoana + tany mandalo rano tsara, fa tsy tia rano be loatra!

🌿 # Mon p’tit jardin # plantes

🌺✨🥰 ANTHURIUM ♥️hatsarana mandrintra n'y tontolo andro✨🌺Tianao ve ny hanana plante manome endrika kanto sy naturel ny in...
03/09/2026

🌺✨🥰 ANTHURIUM ♥️hatsarana mandrintra n'y tontolo andro✨🌺

Tianao ve ny hanana plante manome endrika kanto sy naturel ny intérieur-nao? 🌿❤️

Ny Anthurium dia iray amin'ireo plantes tena manintona, indrindra noho ny raviny sy ny felana tsara tarehy. 😍

👉 Araho ny pejy # Mon p’tit jardin fa hisy astuces sy nouveautés Anthurium hozaraina aminao 🌱🌺

♥️🥰Melodia  red 🥰 EFA Reniny bé 👉Prix PROMO : 60 000 ar MP si intéressé
02/09/2026

♥️🥰Melodia red 🥰
EFA Reniny bé
👉Prix PROMO : 60 000 ar
MP si intéressé

💜 lavender lady💜 5 fleurs tena oe manja Kely izy 👉Prix : 55000 ar MP si intéressé 0346920978
01/09/2026

💜 lavender lady💜 5 fleurs
tena oe manja Kely izy
👉Prix : 55000 ar
MP si intéressé 0346920978

Address

Antananarivo

Telephone

+261336010632

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mon p'tit Jardin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category