Lakozia.mg

Lakozia.mg 📲 Collaboration commerciale (Whatsapp ): 0349985403
(3)

18/05/2026

🧈 Ho anareo izay mbola mitady ilay beurrier dia ato misy ô 😍😍

16/05/2026

🐡Budget: 4000Ar / Laoka: Trondro maina lafika anandrano 🍀
👀 Jereo hatramin’ny farany anie fa misy fikafika kely ahazoana tongolo 🧅 10Kg be izao any @ farany 🤭😱

Code promo Sendwave: LAKOZIA, ahazoana 10€ de bonus be izao. 😁

13/05/2026

🍌TSIKONINA : RECETTE M**O AKONDRO 🍌

💚 Mankasitraka Miaina - Ecole de Vie 💚

👩‍🍳 Akora ilaina:

Farine 1kg
Koba vary 650g
Maizena 125g
Siramamy 500g
Rano 1L na mahery kely
Levure chimique 10g

09/05/2026

🌏💜 Mahafinaritra fona ny manandrana zavatra vaovao sy mba miavaka💜🌏
Ao an-trano ihany dia afaka manao découverte ny sakafo any @ firenen-kafa😍

🍰 Ho an’ilay gâteau

- 4 œufs
- 100 g sucre
- 100 g farine
- 30 ml huile (≈ 28 g)
- 40 ml lait (ou yaourt)
- 2 c. à café poudre d’Ube

🍦 Pour la crème

- 200 ml crème liquide entière froide
- 2 c. à soupe sucre glace
- 1 c. à café ube (ho an’ilay ilany)

Cuisson: 150•c 10 minutes ihany ‼️‼️


Merci Idee ny amin’ilay poudre d’Ube 🥰💜

07/05/2026

🥥🌴 Poisson au coco 🌴🥥
Budget: 6.500ar 😍😍

Code promo: LAKOZIA ahazoana 10€ de bonus miaraka @ application sendwave ⭐️

💡 Idée laoka herinandro vaovao indray ô!Bonne semaine daholo💙
04/05/2026

💡 Idée laoka herinandro vaovao indray ô!
Bonne semaine daholo💙

02/05/2026

📍 Grill & Shack Restaurant Ivandry 😋

30/04/2026

Pirina amin’ilay mendimendy 😋

Code promo: LAKOZIA ampiasaina rehefa mandefa vola aty Madagasikara @ Sendwave dia mahazo 10€ maimaim-poana 😍

Pirina lena 🎣 Ahoana ny fomba fikarakaranareo azy ?Laoka tena manavotra rehefa tsy manana fotoana hikarakarana 😅 Ampiara...
29/04/2026

Pirina lena 🎣 Ahoana ny fomba fikarakaranareo azy ?

Laoka tena manavotra rehefa tsy manana fotoana hikarakarana 😅 Ampiarahina @ vary sosoa be be rony🤤

25/04/2026

🍄‍🟫 Recette Canard aux poivre vert et champignons de Paris 🍄‍🟫

Mampiasà ny code promo Sendwave: LAKOZIA dia mahazo 10€ de bonus @ fandefasam-bola voalohany🥰🥰

Iza koa no tia ? 🤤 Izy mendimendy tsara iny miaraka @ vary sosoa mahamay 😍
18/04/2026

Iza koa no tia ? 🤤 Izy mendimendy tsara iny miaraka @ vary sosoa mahamay 😍

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lakozia.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share