Green Flavors Madagascar

Green Flavors Madagascar Épices, huiles essentielles et produits locaux 100% naturels 🌿
Sélectionnés avec soin à Madagascar 🇲🇬
Qualité • Authenticité • Pureté

03/06/2026

𝗕𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗮𝘇𝘆 𝗶𝘁𝘆 ✨ 😇

🌺 HIBISCUS Sabdariffa - Dispo ✅️
Hibiscus Mena amin'ilay tianareo ❤️‍🔥
Rouge grenat 👌👌👌
Kalitao tsara sy voafantina hatrany ✅️

📋𝗧𝗼𝗺𝗯𝗼𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗯𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 , jereo ato hatramin'ny fikarakarana azy:
https://www.facebook.com/100089904396991/posts/941438395529632/?app=fbl

Prix tsy miova
1kg 55 000 Ar
1/2kg 30 000 Ar
100g 9 000 Ar
Mandefa en gros koa ✅️

👉PASSEZ- VITE VOS COMMANDES

Green Flavors Madagascar
+261 34 97 825 99

20/05/2026

Te hanena vatana ❓️

Reraka ve ianao amin'ireo produits maro isan-karazany efa nandramana.

Ity misy vokatra 100% Natoraly

👉Thé Hibiscus Sabdariffa 🌺

✅️Manala tavy ratsy anaty vatana (Cholestérol sy Triglycérides)
✅️Mandamina ny tahan-tsiramamy
✅️Detox tsara be (manala ireo poizina anaty vatana)
✅️ Manatsara ny fiasan'ny Voa sy Aty
✅️ Manampy amin'ny fandevonan-kanina (mety tsara raha marary vavony misotro azy)
✅️ Mandamina ny tosi-drà avo
✅️ Diurétique: Manala ny rano mitady hiandrona anaty vatana
Sy ny maro tsy voatanisa...

Mividy 1 = Mahazo 1
Zany hoe=> Mividy Infusion d'Hibiscus 1 (20 Infusettes) = Mahazo Infusion de Stévia 1 (5 infusettes) [Kado ho an'ny abonnées ‼️]



Abonnez-vous
Green Flavors Madagascar
+261 34 97 825 99

🚨 MARARY VANIN-TAOLANA SY TONON-TAOLANA ❓️VIZAMBIZANA LAVA❓️ 😣Ity misy vahaolana, fikafika kely hatoronay anao indray an...
17/05/2026

🚨 MARARY VANIN-TAOLANA SY TONON-TAOLANA ❓️VIZAMBIZANA LAVA❓️ 😣

Ity misy vahaolana, fikafika kely hatoronay anao indray anio 🫶

🌿 Sakamalao + Tamotamo + Poavatra kely

✨ Fangaro natoraly manampy amin’ny:
• Fanafanana ny vatana
• Fanampiana ny fivezivezen’ny ra
• Fanohanana ny vanin-taolana sy tonon-taolana ary ny vatana reraka
• Fanatsarana ny fahasalamana amin’ny ankapobeny

📋FIKARAKARANA AZY (Recette tsotra)
👉 1 kaopy rano mamay
👉 3-5 cm sakamalao, teteho na rapeo
👉 3-5 cm tamotamo (curcuma), teteho na rapeo
👉 1 tsongo kely poavatra mainty

🔥 Avela hilona 5–10 min
☕ Sotroina 1–2 isan’andro aorian'ny sakafo maraina sy hariva na maraina fotsiny.
🕐 Ataovy mandritra ny 2 na 3 herinandro, dia miato kely
Tohizo afaka 3 na 5 andro.
Raha efa ela no narary dia mety hahatratra 1 na 2 volana ny fitsaboana.

‼️ Aza amaivaninay ilay poatra 1 tsongo ‼️
Manampy be amin'ny fandraisan'ny vatanao ny tamotamo izy io.
Katramin'ny 2 000% be zao ny fanampiana entiny. 🤩

✅️Zarao raha hitanao fa mahasoa 🫶

👉Araho foana ny pejy hahazoanao toro-hevitra mahasoa betsaka ❤️

🇨🇵fr :
DOULEURS DES ARTICULATIONS ❓ FATIGUE CONSTANTE ❓ 😣

Voici une solution naturelle et simple à essayer 🫶

🌿 Gingembre + Curcuma + une pincée de poivre noir

✨ Un mélange naturel qui aide à :
• Réchauffer le corps
• Favoriser la circulation sanguine
• Soutenir les articulations
• Soulager la fatigue générale du corps

📋 PRÉPARATION (recette simple)
👉 1 tasse d’eau chaude
👉 3 à 5 cm de gingembre, râpé ou coupé finement
👉 3 à 5 cm de curcuma, râpé ou coupé finement
👉 1 petite pincée de poivre noir

🔥 Laisser infuser 5 à 10 minutes
☕ Boire 1 à 2 fois par jour

‼️ Ne négligez pas la pincée de poivre noir ‼️
Elle aide fortement le corps à mieux absorber le curcuma.
Jusqu’à 2 000 % d’amélioration d’absorption 🤩

✅ Partagez si vous trouvez cela utile 🫶

👉Suivez la page pour plus de conseils naturels ❤️

Green Flavors Madagascar
+261 34 97 825 99

🚨 MARARY VANIN'TAOLANA? KIBO MIZIRIZIRY LAVA? TSY MATORY TSARA? 😳🌿 Ny ravina LAURIER (Laurus nobilis) dia zava-maniry ts...
29/04/2026

🚨 MARARY VANIN'TAOLANA? KIBO MIZIRIZIRY LAVA? TSY MATORY TSARA? 😳

🌿 Ny ravina LAURIER (Laurus nobilis) dia zava-maniry tsotra, fa feno hery ho an’ny fahasalamanao!
Tsy mijanona eo amin'ny fanatsarana ny tsiron-kanina fotsiny izy... fa TENA HAFA MIHITSY ❤️

👉 Ireto no vokatra azonao :
✔️ Manamaivana fanaintainana amin’ny vanin'taolana (Rhumatisme)
✔️ Manala kibo miziriziry lava (ballonnements) sy manatsara fandevonan-kanina
✔️ Manalefaka fanaintainana ao amin’ny vatana
✔️ Manampy amin’ny torimaso tsara
✔️ Manamafy hery fiarovana

---

📋 FOMBA fikarakarana sy fihinanana azy

👉 Ataovy infusion e ✅️

* Ravina 3 – 5
* Rano mafana 1 kaopy
* Avela hilona 10 – 15 min
* Sotroina in-2 na in-3 isan’andro

💡 Tsara kokoa raha ampiana cannelle na hibiscus 💪

---

⚠️ Zava-dehibe : Tsy fanafody manasitrana aretina lehibe anefa izy, fa manampy ny vatana hihatsara tsikelikely

---

🌺 Hibiscus en kg ou en Infusion disponible chez nous 🌺

Green Flavors Madagascar
+261 34 97 825 99

𝗕𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗮𝘇𝘆 𝗶𝘁𝘆 ✨ 😇🌺 HIBISCUS Sabdariffa  - Dispo ✅️ Hibiscus Mena amin'ilay tianareo ❤️‍🔥Kalitao tsa...
25/04/2026

𝗕𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗮𝘇𝘆 𝗶𝘁𝘆 ✨ 😇

🌺 HIBISCUS Sabdariffa - Dispo ✅️
Hibiscus Mena amin'ilay tianareo ❤️‍🔥

Kalitao tsara sy voafantina hatrany ✅️

📋𝗧𝗼𝗺𝗯𝗼𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗯𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 , jereo ato hatramin'ny fikarakarana azy:
https://www.facebook.com/100089904396991/posts/941438395529632/?app=fbl

Prix tsy miova
1kg 55 000 Ar
1/2kg 30 000 Ar
100g 9 000 Ar

❌️Stock très limité❌️ ⏳️
👉PASSEZ- VITE VOS COMMANDES

Green Flavors Madagascar
+261 34 97 825 99

🌿 Petite épice, grands bienfaits ! 🌿La cannelle n’apporte pas seulement du goût… elle prend aussi soin de vous naturelle...
24/04/2026

🌿 Petite épice, grands bienfaits ! 🌿

La cannelle n’apporte pas seulement du goût… elle prend aussi soin de vous naturellement ✨

☕ En thé chaud ou froid
🍽️ Dans vos recettes sucrées ou salées
💪 Un allié bien-être au quotidien

✅ Aide la digestion
✅ Riche en antioxydants
✅ Peut aider à réguler la glycémie
✅ Soutient le bien-être général

🍵 Recette simple : Thé à la cannelle
1 bâton ou 1/2 cuillère à café poudre de cannelle + eau chaude + miel ou citron selon vos envies 😍

🌺 Ajoute une poignée de fleurs d’hibiscus pour encore plus de bienfaits naturels 🌺

Voir les bienfaits sur: https://www.facebook.com/100089904396991/posts/918901517783320/?app=fbl

📩 Fleurs et Thé Hibiscus - Disponible de suite chez nous
👉Cannelle en poudre 100% pure, en gros sur commande (+10kg)

Rdv en MP ou contactez nous directement sur 034 97 825 99

Abonnez-vous pour plus d'astuces et conseils
Green Flavors Madagascar

𝗧𝘀𝘆 𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮 𝗶𝗻𝘆 𝘆𝗮𝗼𝘂𝗿𝘁 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗶𝗻𝘆 𝗲 😆🚫  ️𝗔𝘇𝗮 𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆 𝗶𝗻𝘆 𝗿𝗲𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗮𝗻 😉Maro amintsika no ...
21/04/2026

𝗧𝘀𝘆 𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮 𝗶𝗻𝘆 𝘆𝗮𝗼𝘂𝗿𝘁 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗶𝗻𝘆 𝗲 😆
🚫 ️𝗔𝘇𝗮 𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆 𝗶𝗻𝘆 𝗿𝗲𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗮𝗻 😉

Maro amintsika no mahita ilay rano eo ambonin’ny yaourt dia mieritreritra hoe tsy ilaina ka ariana avy hatrany… nefa fantatrao ve fa io no tena manankarena otrikaina?
Ilay antsoina hoe lactosérum dia feno proteinina, vitamina ary manampy betsaka amin’ny fahasalamana. Tsy mampidi-doza izy io fa zavatra voajanahary tanteraka.
👉 Aza ariana fa afangaro amin’ilay yaourt dia ho lasa mamy sy mahasalama kokoa!
👉 Raha ariana izy io dia very ireo otrikaina sarobidy ho an’ny vatana.

Ny lactosérum (whey) dia ilay ranoka miseho eo ambonin’ny yaourt, ary tena mahasoa ny vatana izy io. Ireto ny tombontsoa lehibe azo avy aminy:
🥛 1. Manankarena proteinina
Misy protéines whey mora levonina
Manampy amin’ny fananganana hozatra sy fanarenana vatana
💪 2. Manamafy hery fiarovana
Misy vitamina sy minéraux (toy ny calcium, potassium)
Manampy ny vatana hiady amin’ny aretina
🦠 3. Tsara ho an’ny fandevonan-kanina
Manampy amin’ny équilibre flore intestinale
Mora levonina kokoa noho ny ronono mahazatra
⚡ 4. Manome angovo haingana
Misy lactose sy otrikaina haingana raisin’ny vatana
❤️ 5. Mety amin’ny fahasalamana ankapobeny
Afaka manampy amin’ny fitazonana lanja
Tsara ho an’ny fo sy lalan-drà raha ampiasaina amin’ny antonony

👉 Noho izany, tsy ilaina ariana ilay rano eo ambony yaourt fa azo afangaro sy sotroina mihitsy aza.

Pub nindramina tao amin'ny pejy
-jaza donga

Zarao ho hitan'ilay namanao mpanary an'iny foana 😆

🚨 𝗧𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗳𝗼𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗹𝗮𝘀𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮… 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮𝗶𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗿𝗺𝗼𝗻e-𝗻𝗮𝗼 𝗸𝗼𝗮.Tavoahangy asiana ran...
19/04/2026

🚨 𝗧𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗳𝗼𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗹𝗮𝘀𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮… 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮𝗶𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗿𝗺𝗼𝗻e-𝗻𝗮𝗼 𝗸𝗼𝗮.

Tavoahangy asiana rano mamay 💧🔥
Tavoahangy avela eo amin'ny masoandro ☀️
Navela tao anaty fiara mafana 🚗
Ampiasaina imbetsaka, hitondrana rano isanandro ♻️

📋 Fantaro ary fa :
Misy akora sasany avy ao amin’ny plastika, rehefa mafana na efa tonta dia mankao anaty rano sotroinao, izay mety hanakorontana ny fifandanjan’ny hormonina ao amin’ny vatana.

➡️ Rehefa mandeha ny fotoana, mety hitarika :

❌ fahasarotana amin’ny fitondrana vohoka
❌ fadimbolana mikorontana
❌ fitomboan-danja tsy fantatra izay antony
❌ havizanana lava
❌ olana amin’ny thyroide
❌ siramamy anaty rà tsy milamina

Manomboka izao:
🔥 Aza araraka avy hatrany anaty tavoahangy plastika ny rano mafananao (mahamay) ; fa avelao aloha hangatsiaka.
☀️ Aza avela amin’ny masoandro na ao anaty fiara mafana ny tavoahangy plastika.
♻️ Aza ampiasaina ela loatra ny tavoahangy plastika
🥤 Raha azo atao, misafidiana :gourde inox" na vera.

‼️ Hey ‼️ Rehefa fitaovana plastika sy sakafo mahamay dia mitombona foana io an... tsy rano ihany

🌿 Ny fiarovana ny fahasalamana dia manomboka amin’ny fahazarana madinika isan’andro.

✅️Aza fihinina ho anao irery, zarao ho an'ny hafa koa fa betsaka ireo te hahalala ❤️

Araho ny pejy Green Flavors Madagascar
____________________________

🇨🇵 Fr

🚨 Le plastique chauffé ne touche pas seulement l’eau… il peut toucher vos hormones

Bouteille remplie par de l'eau chaude 💧🔥
Bouteille laissée au soleil ☀️
Dans la voiture chaude 🚗
Réutilisée encore et encore ♻️

📋 Certaines substances libérées par les plastiques avec la chaleur ou l’usure sont suspectées de perturber l’équilibre hormonal (le système endocrinien).

➡️ Cela peut favoriser avec le temps :

❌ troubles de fertilité
❌ dérèglement menstruel
❌ prise de poids
❌ fatigue inexpliquée
❌ troubles thyroïdiens
❌ glycémie perturbée

🔥 Éviter de remplir les bouteilles avec de l’eau chaude
☀️ Évitez les bouteilles laissées au soleil ou dans la voiture.
♻️ Évitez de réutiliser longtemps les bouteilles jetables.
🥤 Préférez gourde inox ou verre.

‼️ Hey ‼️ Ce n’est pas seulement l’eau : dès qu’un aliment ou une boisson chaude entre en contact avec du plastique, le risque existe aussi.

🌿 Protéger sa santé commence par de petits gestes.

Suivez-nous Green Flavors Madagascar

🌺 Tsara kosa ito an
18/04/2026

🌺 Tsara kosa ito an

Andramo ihany hoa... ❤️🌿🌿🌿🌿 Diabétique ? Sa te hijanona amin’ny fihinanana siramamy be loatra ? Sa manaraka régime (régi...
17/04/2026

Andramo ihany hoa... ❤️🌿🌿🌿

🌿 Diabétique ? Sa te hijanona amin’ny fihinanana siramamy be loatra ? Sa manaraka régime (régime amincissant) ?💚

Mety aminao ho'aho ito !

🍃 Infusion de Stévia = Solon-tsiramamy voajanahary (ravina mamy)

𝗜𝗻𝗳𝘂𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗦𝘁𝗲́𝘃𝗶𝗮 🍃
✔ 100% Natoraly
✔ Tsy misy kaloria
✔ Mety ho an’ireo "Diabétique" na manaraka régime

📦 25 infusettes anaty doypack 1

📋Fampiasana azy:
Ataovy ao anatin'ny zava-pisotro mafana eo ho eo amin'ny 250 ml ny 1 infusette , avela hilona segaondra vitsy monja, arakaraka ny hamaminy tianao
‼️Arakaraka ny faharetan’ny filonany ao no vao mainka mahamamy ilay zava-pisotro.

👉 Ho an’ny zava-pisotro mangatsiaka
Asiana ranomandry (glaçon) na atao ao anaty vata fampangatsiahana rehefa avy nesorina ny infusette.

🥤 Azo ampiasaina amin’ny :
Dite • Kafe • Ranom-boankazo • Infusion (Infusion d'Hibiscus ato aminay) • Ronono sns

📩 Alefaso ary ny commande e ✅️✅️

💲 Vidiny: 15 000 Ar monja

Green Flavors Madagascar
📞 +261 34 97 825 99

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Green Flavors Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share