Gasy's Look

Gasy's Look Culture - Production artisanale
Vente des produits locaux de Madagascar
100% Naturel

❌❌❌ Dispo de suite ❌❌❌Ireto harona mahafatifaty vita gasy ireto Misy dimy izy atoMahazaka orana🌧 s'y masoandro🌤Afaka sas...
29/03/2023

❌❌❌ Dispo de suite ❌❌❌
Ireto harona mahafatifaty vita gasy ireto
Misy dimy izy ato
Mahazaka orana🌧 s'y masoandro🌤
Afaka sasana tsara ✔✔✔
Afaka manao livraison tana/province izahay

📃Mandray commande-nao rehetra koa
Gasy's Look

⛔ Miala kely amin'ny harona plastique be atsika ireny 😁

Prix promo : 25 000 Ar au lieu de 30 000 Ar amin'io refy io
4 sisa no dispo 💗 Aza tara




⭕⭕⭕ Bac à linge ou bac de rangement en osier naturel ❤Sur commande, sur mesure Vita gasy ❤Mandray modèle tianao rehetra ...
29/03/2023

⭕⭕⭕ Bac à linge ou bac de rangement en osier naturel ❤
Sur commande, sur mesure
Vita gasy ❤
Mandray modèle tianao rehetra 📃
Gasy's Look

Manaja trano be itony asiana an'ireny korotana s'y akanjo maloto ireny na lamba madio koa ary ka atao amin'ny étagère ✔

Mahazaka masoandro 🌤 sy orana 🌧

📃 Miala kely amin'ny bac à linge plastique be ireny 😁






❌❌Ndao handamina sy hanaingo trano miaraka amin'ireto bac ireto ❌❌VITA MALAGASY Bac de rangement ou bac à linge en osier...
24/03/2023

❌❌Ndao handamina sy hanaingo trano miaraka amin'ireto bac ireto ❌❌
VITA MALAGASY

Bac de rangement ou bac à linge en osier naturel🧺
Tiroir en osier naturel ❤

Afaka andaminanao ny akanjonao madio s'y mivalona tsara atsofoka amin'ny 'étagère', dia rehefa haka akanjo dia alaina ilay bac dia averina ihany avy eo. Tena hoe milamina ❤
Afaka asiana boky/ livre , asiana kilalao / jouet, asiana korotan'entana ireny.

Ireo amin'ny sary ireo misy inspiration tsara handaminanao azy.

Mahazaka orana sy masoandro ✅✅✅
Mafy tsara ✅✅✅

MP raha hicommande ato aminay fa tsy Misy dispo de suite.

Afaka manao izay refy tianao izahay, afaka manao izay modèle tianao ihany koa satria izahay mihitsy no mandrary azy.

Tongava miresaka ary
Gasy's Look

❌Tonga dia mandefa MP tompoko fa tsy afaka andefasana MP ny ankamaroanareo.
Mankasitraka sahady amin'ny fiarahamiasa








Panier pour chien ou chat ❤❤❤Vita gasyMandray commande 📃Afaka misafidy izay modèle tianao ianao dia ento aty fa réaliser...
22/03/2023

Panier pour chien ou chat ❤❤❤
Vita gasy
Mandray commande 📃
Afaka misafidy izay modèle tianao ianao dia ento aty fa réaliser-nay ✔
Sans coussin aloha hatreto

Gasy's Look

MBA tonga dia mandefa MP izay liana tompoko fa betsaka no tsy afaka andefasana aminareo. Azafady indrindra. Misaotra antsika.







17/03/2023

❌ AZA MANDOAKA RINDRINA INTSONY❌
Scotch double face, ruban adhésif
épaisseur 2mm , largeur 20mm
3 choix dispo:
📌1m de long: 8 000ar
📌2m de long: 12 000ar
📌3m de long: 15 000ar (Stock très limité)

Mahazaka fitaratra, tableau, ustensiles de cuisine, mitazona tapis tsy hietsika, Montre, sns

Azo sasana dia averina ampiasaina indray✔

Livraison eraky ny Madagasikara

Livraison isan'andro :
Commande avant 10h du matin
(Alefaso alohan'ny 10h ny commande-nao)
🥰 Merciii

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy's Look posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share