Sera Mada-union

Sera Mada-union Tongasoa eto amin'ny page Sera Mada- union. Votre boutique en ligne de produits divers.

Misaotra ny mpanjifa rehetra .
19/03/2023

Misaotra ny mpanjifa rehetra .

Bonsoir !Ireto avy ary ireo karazana engrais fampiasako izay betsaka no nitady tamiko:🌸Orchidées : 35 000 Ariary 🌹Rosier...
10/01/2023

Bonsoir !
Ireto avy ary ireo karazana engrais fampiasako izay betsaka no nitady tamiko:
🌸Orchidées : 35 000 Ariary
🌹Rosiers et arbustes à fleurs : 20 000 Ariary
🌿Gazon et plantes vertes: 20 000 Ariary
🌱Pour les plantes hors sol

⚠️Mode d' emploi et dosage dia ho itanareo eo amin' ny étiquette ⚠️

Réservation par sms: 032 59 62 07
Anaranao + modèle + quantité

👉Acompte obligatoire 30% ao amin' ny orange money amin' io numéro etsy ambony raha mihoatra ny 100 000 ariary ny commande nao.

🌹 09 JANVIER : HO AVOKA ETO AMIN'NY PAGE IREO ZEZIKA AMPIASAIKO 🌹AFAKA JIFAINA ETO IZANY, RESERVATION PAR SMS  ( omena a...
06/01/2023

🌹 09 JANVIER : HO AVOKA ETO AMIN'NY PAGE IREO ZEZIKA AMPIASAIKO
🌹AFAKA JIFAINA ETO IZANY, RESERVATION PAR SMS ( omena anareo eto ami'ny alatsinainy ny numero)
🌹30 JANVIER: ANDRO FARANY ANDRAISANA COMMANDE
🌹SEMAINE 06 MARS : FAHATONGAVAN'NY ENTANA AO TANANARIVO

06/01/2023

🌺🌷🌹AIZA DAOLO IANAREO TIA ORCHIDEE IZAY NANGATAKA TAMIN'NY Tantely Rajaona NY ZEZIKA AMPIASAINY?
ARAHO ETO AMIN'NY PAGE ALOHA NY ENDRIKY NY ZARIDAINA 🌹🌹🌹 DIA HO LAZAIKO ANAREO NY SECRET 🌹🌹🌹

06/01/2023

Faly Miarahaba anareo indray izahay ato amin'ny Page Sera Mada- union,

Ho anareo izay manana hetaheta ny hanafatra entana , asaina hanao izany amin'ny MP alohany 30 janvier 2023 fara faha tarany mba ho voarainareo amin'ny semaine 06 mars 2023 ny entanareo.

Misaotra Tompoko

04/01/2023

Ry mpanjifa hajaina , 🙏🙏🙏
🚨🚨🚨Hialana tsiny raha misy fahatarana ny famaliana ny mp sy commentaire nanomboka tamin'ny 02 janvier fa mbola misy fandaminana kely ataon' ny ekipa page Sera Mada- union.

🚨🚨🚨Valinay miandalana araka izay tratra ianareo na izany azy Tompoko.

🚨🚨🚨Hiverina amin' ny laoniny izany (48h fara faha tarany) araka ny voalaza ao amin' ny fiandohan' ny Page.

Misaotra anareo !🙏🙏🙏

Fard à paupiere L' OREAL et Maybelline amin' ny vidiny mirary.💄La petite palette 5 COULEURS : 25 000 ariary / unité 💄May...
02/01/2023

Fard à paupiere L' OREAL et Maybelline amin' ny vidiny mirary.
💄La petite palette 5 COULEURS : 25 000 ariary / unité

💄Maybelline Eyestudio 4 COULEURS: 25 000 ariary/ unité

💄Maybelline BIG EYES 1 COULEUR: 10 000 Ariary / unité

💄Maybelline Eyestudio 2 COULEURS: 15 000 ariary/ unité

⚠️Disponible semaine 06 mars à Madagascar.
Passez en mp pour votre réservation.

Brushing🎁 2200 watts / neuf/ 200 000 Ariary🎁 3600 watts/ occasion de France / 200 000 Ariary ⚠️ Disponible à  Tana semai...
02/01/2023

Brushing
🎁 2200 watts / neuf/ 200 000 Ariary
🎁 3600 watts/ occasion de France / 200 000 Ariary
⚠️ Disponible à Tana semaine du 06 Mars .

Tongava ao mp raha liana ianao.

31/12/2022

Sera Mada- union, izay natokanay izarana aminareo entana maro samihafa vaovao na efa niasa ihany koa avy aty ivelany izay irarinay ahalina anareo.

📍📍Entana maro samihafa amidy !Araho ao amin' ny Page Sera Mada- Union ny antsipirihany !
30/12/2022

📍📍Entana maro samihafa amidy !
Araho ao amin' ny Page Sera Mada- Union ny antsipirihany !

🚨CAMERA DE SURVEILLANCE EXTERIEUR ETANCHE AFAKA IJERENA AMIN'NY TELEPHONE NY TRANONAO N'AIZA N'AIZA MISY ANAO REHEFA CON...
30/12/2022

🚨CAMERA DE SURVEILLANCE EXTERIEUR ETANCHE AFAKA IJERENA AMIN'NY TELEPHONE NY TRANONAO N'AIZA N'AIZA MISY ANAO REHEFA CONNECTER INTERNET NY TELEPHONE .
🚨MORA APETAKA
‼ TSY MILA ABONNEMENT
🚨PRIX: 540 000 ARIARY

🚩DISPONIBLE A MADAGASCAR AU PLUTARD SEMAINE 06 MARS

⚠ F​AITES VOTRE RESERVATION !⚠

Address

Lot G III 26 Ter Soamanandrariny
Antananarivo
101

Telephone

+261325962707

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Mada-union posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sera Mada-union:

Share