Art Vola

Art Vola Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Art Vola, Home decor, Ankatso 1, Antananarivo.

01/05/2023
15/04/2023

...NILAMINA BE...
Isika ilay tsapa nilamina loatra.
Tsy mba niady mihitsy,
Tsy nanana olana sy ohatran’izany.
Somary hafahafa sy nahagaga ihany.
Ny milamina tsara !
Fa n’inona diso milamina loatra,
dia misy raharaha ao ambadika izay.
Ny ankizy raha diso milamina loatra,
hangataka vola,
Ny tranon-dehilahy raha milamina loatra,
Hisy vahiny.
Ny rivotra raha toa milamina loatra,
Manangona hery.
Dia tahaka izany.
isika ilay diso nilamina loatra,
Ho dimbiasana olana 'ngeza dia 'ngeza.
Ny fitiavana diso milamina loatra...
''tsy mba mateza''
….ZARA AINGA

Nature
10/04/2023

Nature

Bonjour
04/04/2023

Bonjour

03/02/2023

Bonjour mes amis

Address

Ankatso 1
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art Vola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category