Maison Kaliana

Maison Kaliana Décoration Intérieure, Linge de Maison

🦋🦋🦋 Iza no mety aminao? Ny tsara tsy lany ato amin'ny Maison Kaliana sady maro ny loko afaka hisafidiananao.Disponible s...
06/05/2026

🦋🦋🦋 Iza no mety aminao?
Ny tsara tsy lany ato amin'ny Maison Kaliana sady maro ny loko afaka hisafidiananao.

Disponible sur commande sy sur mesure hatrany an!

Manao livraison
Mandefa any amin'ny Faritra

Iza no tia? Afaka mandray commande izahay, afaka atao amin'izay refy ihany koa!Misy loko maro azo hisafidianana Manao li...
21/04/2026

Iza no tia? Afaka mandray commande izahay, afaka atao amin'izay refy ihany koa!
Misy loko maro azo hisafidianana

Manao livraison
Mandefa any amin'ny Faritra

Izany hatsarany 😍🥰Afaka misafidy loko sy refy ianao raha mila   mahafatifaty kely toy izao ho an'ny zanatsika!Aza adino ...
18/04/2026

Izany hatsarany 😍🥰

Afaka misafidy loko sy refy ianao raha mila mahafatifaty kely toy izao ho an'ny zanatsika!

Aza adino fa mandray commande foana izahay , amin'izah refy tadiavinao

Manao livraison
Mandefa any amin'ny Faritra

Reprise des commandes ouvertes chez Maison Kaliana       Plusieurs couleurs au choix Livraison partout à Madagascar
14/03/2026

Reprise des commandes ouvertes chez Maison Kaliana






Plusieurs couleurs au choix

Livraison partout à Madagascar

🎤 sy ☕️ 😂😂😂
31/01/2026

🎤 sy ☕️ 😂😂😂

Tena zao mihitsy 😅🤣, indraindray ianao  reraka fa tsy afa-manaotra! Fa na izany azy mamikely foana ny zanaka 🥰
13/01/2026

Tena zao mihitsy 😅🤣, indraindray ianao reraka fa tsy afa-manaotra! Fa na izany azy mamikely foana ny zanaka 🥰

🦋🦋🦋 Vita iny ny 2025, Ndao indray ary hanavao   isika entina hiantrehana ity taona vaovao 2026 ity.Aza adino fa miverina...
05/01/2026

🦋🦋🦋 Vita iny ny 2025, Ndao indray ary hanavao isika entina hiantrehana ity taona vaovao 2026 ity.
Aza adino fa miverina misokatra ny fandraisana commande an! Afaka atao @ izay refy tadiavinao (1 place , 2 places ; 3 places); maro ihany koa ny loko azo hisafidianana

Manao livraison
Mandefa any amin'ny Faritra

01/01/2026
🦋🦋🦋 Ndao hainaingo trano fa kely sisa dia tonga ny fety o! Jereo zany hatsarany 😍🥰  Betsaka ny loko azo hisafidianana an...
18/12/2025

🦋🦋🦋 Ndao hainaingo trano fa kely sisa dia tonga ny fety o!
Jereo zany hatsarany 😍🥰
Betsaka ny loko azo hisafidianana an! 🌈

Manao livraison
Mandefa any amin'ny Faritra

Za zay dia efa miteny! ZA AZA ADALAINA A! 🤣🤣🤣
04/12/2025

Za zay dia efa miteny!
ZA AZA ADALAINA A! 🤣🤣🤣

Tena zao mitsy! Nareo koa ve manao ohatran'izao? 😂😂😂
28/11/2025

Tena zao mitsy! Nareo koa ve manao ohatran'izao? 😂😂😂

Address

Antananarivo
AMPITATAFIKA,TANA102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261345784350

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison Kaliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category