12/04/2020
EFA RAVA NY MANDA !! LASA 'ZAO, MPANDRESY AHO !!!
RAHAMPITSO NY FOTOANANTSIKA REHETRA MIARAKA @ Rija Rasolondraibe, Joseph D'af, Rojo ny Avo ary Antsa an'i Kristy !!
13 Aprily @ 5 ora hariva !!
RAHAMPITSO zany e !!!!
Toromarika:
Samy ao antranony avy, miaraka isampianakaviana.
Hiaka: Efa rava ny manda - Lasa izao - MPANDRESY AHO
Hira faneva: "FA MPANDRESY IANAO" TDL
Alefaso ny video ntsika manao ny hiaka eto amin'ny groupe sy pejy.