Erica shopping

Erica shopping Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Erica shopping, Kitchen/Cooking, Antananarivo.

Erica Shopping 🍳
Mpanolotra fitaovandakozia raitra sy kalitao ho an'ny tokantrano rehetra.
✨ Vilany , fitaovana moderne, ary kojakoja isan-karazany.
πŸ“ž Contact: 033 57 398
πŸ›’ Vente en ligne
🚌 Livraison manerana an' i Madagascar

05/09/2026

Ny ambadiky le vidΓ©o atao Reny !!!
tsy maintsy misy Ity Boss Kely Ity Foana πŸ₯°

misaotra kou za ☺️client satisfait ☺️
05/09/2026

misaotra kou za ☺️
client satisfait ☺️

04/09/2026

ho Anareo Ilay manontany!!!☺️☺️☺️

πŸ˜‚ **"Misy olona 2 karazana eto an-tany..."**πŸ‘€ **Olona 1 :**"Entiko sakafo maraina..."➑️ Tonga atoandro... mangatsiaka πŸ˜­πŸ‘€...
04/09/2026

πŸ˜‚ **"Misy olona 2 karazana eto an-tany..."**

πŸ‘€ **Olona 1 :**
"Entiko sakafo maraina..."
➑️ Tonga atoandro... mangatsiaka 😭

πŸ‘€ **Olona 2 :**
"Entiko ao anaty **Hot Pot Ericah Shopping** 😎"
➑️ Tonga atoandro... mbola mafana tsara! πŸ›πŸ”₯

Ary ny rano?
πŸ˜… Ny sasany misotro rano efa mafana noho ny masoandro...
😎 Fa izay manana **Gourde Thermos Ericah Shopping**, mbola mangatsiaka tsara foana! β„οΈπŸ’§

πŸ‘‰ **Aza avela ho resin'ny hafanana na ny hatsiaka ny sakafonao sy ny ranonao.**

πŸ“² **Commande WhatsApp : 033 57 298 87**

πŸ’¬ **Fanontaniana kely πŸ˜„ :**
**Ianao ve "Team Sakafo Mangatsiaka" πŸ˜… sa "Team Ericah Shopping" 😎?**πŸ‘‡

03/09/2026
03/09/2026

Andao ampintsika Live reto AVY EO , ataontsika @ 2

03/09/2026

Raha Reny enao ka manana Zaza Kely mety aminao Ity πŸ™‚
βœ… Mixeur Kely chargeable 2en 1
βœ… capacitΓ© :500 ml
βœ… 300 Watt ( matanjaka tsara,matoto, tsara)

prix :40.000 Ar

πŸ”₯ Mora kokoa ny mitondra sakafo sy zava-pisotro mafana isan'andro! πŸ₯€πŸ²Tsy mila manahy intsony sao mangatsiaka ny kafe, di...
02/09/2026

πŸ”₯ Mora kokoa ny mitondra sakafo sy zava-pisotro mafana isan'andro! πŸ₯€πŸ²

Tsy mila manahy intsony sao mangatsiaka ny kafe, dite, vary na laoka.

βœ… Gourde Thermos 1,5L
πŸ’° 35.000 Ar
βœ”οΈ Mitazona hafanana sy hatsiaka mandritra ny ora maro.
βœ”οΈ Tsy mitete.
βœ”οΈ Mety ho an'ny asa, fianarana ary dia.

βœ… Hot Pot 1,8L
πŸ’° 50.000 Ar
βœ”οΈ Mitazona sakafo mafana.
βœ”οΈ Mety amin'ny vary, laoka ary lasary. βœ”οΈ Inox matanjaka ary maharitra.

🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara.

πŸ“² Manaova commande izao amin'ny WhatsApp :
033 57 298 87

⚠️ Stock voafetra, alefaso dieny izao ny commande-nao!

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Henriette Ranja, Solo Mino Luc Andriamihaingo, Tovondrainy Georges, Solotany S...
02/09/2026

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Henriette Ranja, Solo Mino Luc Andriamihaingo, Tovondrainy Georges, Solotany Solotrano

02/09/2026

Ilay blanc, blanc reto an πŸ₯°

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Erica shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share