Fumé / laqué

Fumé / laqué Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fumé / laqué, Kitchen/Cooking, Antananarivo.

04/01/2024

Bonne anne ho antsika rehetra 🥳❤ , ho taona zina ho antsika rehetra anie ity taona ity , ho eo ambany fialofany Tompo 🥰

💨💥💯Araroty Araroty oh 💨💥💯Mitohy ny fety promotion antsika 💪Aminilay poulet laqué aux feu de bois  sady matsiro no tena f...
27/12/2023

💨💥💯Araroty Araroty oh 💨💥💯

Mitohy ny fety promotion antsika 💪
Aminilay poulet laqué aux feu de bois sady matsiro no tena farakizay mora... 😱
➡️ poulet laqué misy sesika atody sy totokena : 35.000ar
➡️Poulet Laqué tsotra :30.000ar
➡️ Misy Cochon laqué koa : 55.000ar/kg

💯 Commande 1j avant 😊, Livraison Tana 3.000ar ,...

N°0340450400, 0389978799...

💨💣💥 Ho avy ny fety eh 🥵Ho anao 👋 izay maniry ny anandrana ny Poulet Laqué aux feux de bois🐔 farcies au viande et aux Œuf...
24/12/2023

💨💣💥 Ho avy ny fety eh 🥵

Ho anao 👋 izay maniry ny anandrana ny Poulet Laqué aux feux de bois🐔 farcies au viande et aux Œufs🍗 aty aminay De manasa anao anao commande aminy vidiny tena mirary 😱💯 spécial fête 🎉🍾....
Poulet Laqué farcies tena mora nefa tena tsara 👌💫
Prix:35.000ar(175.000fmg)🐓
Misy koa cochon laqué raha misy mila...
Prix:50.000ar(250.000fmg)/1kg. 🐷
Commande 1j avant 😊💢
Ka manasa anao anantona message privé aminy page na koa hiantso ny 0340450400 raha mila fanazavana fanampiny 😊 misaotra tompoko 💕

18/12/2023

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fumé / laqué posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share