Asa-Tanakoo

Asa-Tanakoo Welcome guys💟

L'art du fil🧶🧵🪡

Bonne journée 🫶🥰
21/05/2026

Bonne journée 🫶🥰

Bonne semaine lezamiiiis 🤎🫶Casquette à petit prix tao amin’ny Malanto RM 🥰Bisouuuus💋😘
18/05/2026

Bonne semaine lezamiiiis 🤎🫶

Casquette à petit prix tao amin’ny Malanto RM 🥰
Bisouuuus💋😘

Ny pôzin’ilay hena 1/4 kg ao anatin’ilay anana iray vilany 😭😭😂😂Bon Dimanche ❤️💋
17/05/2026

Ny pôzin’ilay hena 1/4 kg ao anatin’ilay anana iray vilany 😭😭😂😂

Bon Dimanche ❤️💋


Varimbariana kely ah de izao vao hitako fa kay niakatra tao ny abonnés-ako eh🥹😭Vous êtes désormais plus de 600, un grand...
14/05/2026

Varimbariana kely ah de izao vao hitako fa kay niakatra tao ny abonnés-ako eh🥹😭
Vous êtes désormais plus de 600, un grand merci à vous✨❤️
Mety tsisy dikany zany hoan’ny olona hafa fa hoanah zany Tena hoe mahafalifaly be ny foko😭😭❤️
Ka satria Faly ah de gâté-ko ny abonnés eh🫢🤣 ho asitsika jeux ato ato fa aza miala lavitraaaa😽
Bonne journée de bisous ✨💋



Nahazo aretina vaovao indray 😭❤️😂Ye aretina satria de io foana ndray aloha no atao isak’izay mahatsiaro 🫢😂Tode maka sisi...
11/05/2026

Nahazo aretina vaovao indray 😭❤️😂
Ye aretina satria de io foana ndray aloha no atao isak’izay mahatsiaro 🫢😂
Tode maka sisiny kely mihintsy aloha ny crochet😂😭

🕷️🕸️ a gagnéeeeeeeee 🥹🥲🕸️🕷️ 01-00Asa-Tanakoo🥲Tsaiko inona ny nanaovako azy fa tapaka ilay vy préf-ako reto a 🥲Bonne jour...
09/05/2026

🕷️🕸️ a gagnéeeeeeeee 🥹🥲
🕸️🕷️ 01-00Asa-Tanakoo🥲

Tsaiko inona ny nanaovako azy fa tapaka ilay vy préf-ako reto a 🥲

Bonne journée lezamiiiis🥹❤️

Bonne semaine 😘✨Beanie cat dispo 🍓😻(sady Efa hoavy ane ny ririnina eh😅)
04/05/2026

Bonne semaine 😘✨

Beanie cat dispo 🍓😻(sady Efa hoavy ane ny ririnina eh😅)




Ito no zavatra vitako tamin’ny sortie sortie kelinay teny Tsimbazaza 🫢❤️Tsara oooh🥹😂😂Bonne semaine lezamiiiis 🫶✨
27/04/2026

Ito no zavatra vitako tamin’ny sortie sortie kelinay teny Tsimbazaza 🫢❤️
Tsara oooh🥹😂😂

Bonne semaine lezamiiiis 🫶✨


Manakory ny hatsiaka any aminareo 😅Aty aminay Efa Tena mangatsiaka be amzao🥶Za eto sady miboko no mi-crochet kely 🧶😂Bonn...
23/04/2026

Manakory ny hatsiaka any aminareo 😅
Aty aminay Efa Tena mangatsiaka be amzao🥶
Za eto sady miboko no mi-crochet kely 🧶😂

Bonne nuit❤️💋

Nouveau article 🌹❤️Idée de cadeau pour vos proches 🫶💋 sady amle original tsara 🫢🤣Article dispo 2jours après commande 😅  ...
21/04/2026

Nouveau article 🌹❤️
Idée de cadeau pour vos proches 🫶💋 sady amle original tsara 🫢🤣
Article dispo 2jours après commande 😅



Sary mahafatifaty kely nandritra ny sortie rentre crocheteuses🫶❤️Mankasitraka be ry manjatiana isany 💋Bonne semaine aby🥰...
20/04/2026

Sary mahafatifaty kely nandritra ny sortie rentre crocheteuses🫶❤️
Mankasitraka be ry manjatiana isany 💋

Bonne semaine aby🥰😘


Address

Antananarivo

Telephone

+261340960749

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa-Tanakoo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share