Mah'naingo

Mah'naingo 🪡❤️Slow art, fast love❤️🪡
Broder,c'est l'art de la patience.

Cadre ohatran'izao no ampiasaina rehefa hanao oeuvre lehibe ianareoPunch needle
05/06/2026

Cadre ohatran'izao no ampiasaina rehefa hanao oeuvre lehibe ianareo

Punch needle

Décoration murale en broderie en 3D. 🪡🧵❤️😀Afaka ianaranareo ato aminay avokoa ireo Point ireo😅❤️🎁🎉
05/06/2026

Décoration murale en broderie en 3D. 🪡🧵❤️😀

Afaka ianaranareo ato aminay avokoa ireo Point ireo😅❤️🎁🎉




Adaladala Kely fa tsara Kely Ilay couleur ❤️🧵🪡
04/06/2026

Adaladala Kely fa tsara Kely Ilay couleur ❤️🧵🪡

Hanomana coussin christmas vita amin'ny Punch sahady izahay 🥰Alefaso dien'izao ny commande mba tsy ho tara an! ❤️🥰
04/06/2026

Hanomana coussin christmas vita amin'ny Punch sahady izahay 🥰

Alefaso dien'izao ny commande mba tsy ho tara an! ❤️🥰

Zaho tena resy lahatra fa vitanao io 🧵🪡❤️Vitako ioVitatsika io! ❤️🪡🧵Ho an'ireo izay te hianatra anjaitra dia atombohy , ...
04/06/2026

Zaho tena resy lahatra fa vitanao io 🧵🪡❤️

Vitako io
Vitatsika io! ❤️🪡🧵

Ho an'ireo izay te hianatra anjaitra dia atombohy , raiso ny Lamba sy ny kofehy sy fanjaitra atombohy amin'ny zavatra Kely🥰

Mety Mbola tsy tsara be aloha amin'ny voalohany an! Fa mihatsara io . Mihatsara tsikelikely ❤️

Mirary soa ho antsika rehetra ❤️🎉🎁

03/06/2026

Inona ary ity point ity raha hainareo? 🪡🧵❤️🎁

🪡🧵❤️
03/06/2026

🪡🧵❤️

03/06/2026

🧵🎨 Noho ny fangatahanareo dia mbola mitohy ny fiofanana Punch Needle ho an'ny ankizy!

Tianao ve ny zanakao hianatra asa tanana sady hahafinaritra azy no hanampy azy hivoatra?

Ny Punch Needle dia tsy fialamboly fotsiny fa manampy ny ankizy:
✨ Hampivelatra ny fahaiza-mamorona
✨ Hanana faharetana sy fifantohana
✨ Hampitombo ny fahatokisan-tena
✨ Hianatra hanome lanja ny asa sy ny ezaka

👧🧒 Manomboka amin'ny 5 taona dia efa afaka mianatra Punch Needle ny ankizy.

📍 Afaka mianatra ao amin'ny atelier-nay izy ireo.
🏠 Afaka manantona any an-trano ihany koa izahay. 🤝 Misokatra amin'ny fiaraha-miasa amin'ireo sekoly, orinasa, fikambanana ary rafitra maniry hikarakara atrikasa ho an'ny ankizy izahay.

🌱 Ny talenta ambolena anio no mamolavola ny olon-dehibe rahampitso.

📩 Raha mila fanazavana fanampiny na hisoratra anarana, alefaso hafatra manokana izahay.

Contact/Whatsapp : +261 38 86 187 40
#
Toerana voafetra ny isan'ny mpandray anjara!

Nofinofy lehibe rehetra dia tanteraka amin'ny alalan'ny dingana tsikelikely ❤️🪡🧵
03/06/2026

Nofinofy lehibe rehetra dia tanteraka amin'ny alalan'ny dingana tsikelikely ❤️🪡🧵

02/06/2026

Rehefa Ilay tsy te hampiditra kofehy intsony iny🧵🪡

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah'naingo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category