26/01/2026
Hey ! Un jeu pour commencer la semaine
Salama aby e 🤗
Efa elaela tsy nisy akitsapaka teo amin'ny pejy😌
Ndeha asintsika indray e
Iarahana amin'Stitchy Dreamsms
Fepetra takiana :
👉Abonner amin'ny pejy 2: La Cotonnière Stitchy Dreamsams
👉Manasa namana 5 na mihoatra hilalao (afaka manao commentaire maro fa olona samihafa no anrsoinao isaky ny commentaire)
👉 Mba zarao aminay ny fomba fanaovanao kajy amoahana ny asa-tanana crochet na tricot (ny vidiny)
Zay ihany ,😊 Fisarihana no ho ataontsika
Tapitra Zoma ho avy izao ny lalao
Loka ho azo:
❤️ 2 Fils cotons cake
❤️Crop top coeur
❤️ Pelote de laine bouclé (ondrikely🐑
Izay fa mazotoa daholo 😘
Nb: izay manaraka fepetra ihany no hosarihana
Bonne semaine à tous 🥰