20/05/2026
🏊♂️ COURS DE NATATION – ITAOSY & Ampefiloha 🏊♀️
Te hahay hilomano tsara sy hiala amin'ny tahotra rano ve ianao na ny zanakao? Tonga ny fotoana!
Efa misokatra ny fandraisana anarana ho an'ny fampianarana milomano (Cours de natation) eto Itaosy na Ampefiloha 😍Na ho an'ny ankizy madinika, na ho an'ny lehibe, misy mpampianatra matihanina vonona hanaraka anao tsikelikely arakaraky ny niveau anao (Débutant ka hatramin'ny niveau avancé)
📥 Raha mila fanazavana fanampiny na hisoratra anarana, mandefasa hafatra mivantana (MP) na miantso avy hatrany ny laharana finday
Izahay dia mampianatra milomano arahina maso akaiky ihany koa ho anao na ny zanakao.
• Sokajy: Ankizy sy Olon-dehibe
• Toerana& piscine : Itaosy na Ampefiloha
• Mpanazatra: Matihanina sy manana traikefa