Ben-déco

Ben-déco Atelier d'ouvrage métallique et ferronnerie d'art

Asatananay, tsy mandrafitra fotsiny izahay fa mampiasa fahaizamanao maromaro toy ny varotra, fandrahoan-tsakafo ary fand...
22/11/2025

Asatananay, tsy mandrafitra fotsiny izahay fa mampiasa fahaizamanao maromaro toy ny varotra, fandrahoan-tsakafo ary fandrafetana izay samy anananay traikefa avokoa.
Ity iray ity, niainga tamina faniriana varotra azo afindrafindra amina toerana samihafa, ahitana glacière de 100l ahafahana mitazona hatsiaka mandritry ny 24 ora, ary koa famanana mandeha amin'ny éthanol sy presse Panini izay vokarinay ato ihany koa.
Koa raha manana projet mifanaraka amin'izany ianao dia aza misalasala manantona anay.
tsy miova ny laharana: 0342745526/0328133416

Tsara ho fantatra hitsitsiana jiro.Zarazarao fa mety ahasoa ny hafa
23/03/2025

Tsara ho fantatra hitsitsiana jiro.
Zarazarao fa mety ahasoa ny hafa

Ireo didy 10 mety hampihena hatrany amin'ny 90% ny vidinjiro ao antokantrano ao:

😳😳😳 ahoana tsara a?
Eny tompoko, araho tsara ary ireto:

1 - Araraoty ny hazavana natioraly (sokafy ny varavarankely mihiboka, ny rideaux matromatroka, ny lokontrano ao anatiny ataovy mazava arak'izay tratra)
2 - Vonoy ny jiro rehefa tsy ilaina (ny atoandro, rehefa matory, sns...)
3 - tsara dia tsara ny mampiasa multiprise misy intérupteur ahafahana mamono miaraka ireo fitaovana tsy miasa nefa mitroka, rehefa alina ohatra
4 - Aza mampiasa empoule classique intsony fa izao dia izao dia mividiana ampoule Led hanoloana azy rehetra
5 - Aza adino ny mamono ny chauffage rehetra (rano, clim, ...) rehefa mivoaka mihoatry ny 1 andro ianao
6 - Ampangatsiaho ety ivelany aloha ny sakafo mialoha ny hampidirana azy ao anaty vata fampangatsiahana
7 - Fidio tsara ny appareils tsy mahery mitroka rehefa mividy, aza atao mihoatra ny 55° ny reglage chauffe eau
8 - Araraoty ny masoandro nomena antsika hanahazandamba, aza mividididy an'ireny fanahazandamba mandeha amin'ny herin'aratra ireny fa tena loza ireny raha hinankanina
9 - tandremo fa kely jerena kanefa Betlehema ireny fuite de courant majinijinika ireny sady mampididoza, mampiasà disjoncteur différentiel ahafahana mamantatra ny fisian'izay. Eto dia mila manantona manampahaizana momba ireny isika, aza misalasala manantona anay, manontania fa ho valianay antsitrapo ianao.
10 - Azonao atao tsara ny mampiasa energie hybride hanararaotana ny fanomezampahasoavana nomen'andriamanitra antsika, efa mitobaka zao ireny jiro mandeha amin'ny masoandro ireny, ireny ampiasaina hiainoana zavamaneno, handrehetana jiro, hi chargé-na finday, sns... ireo izay tena tsy maintsy ilaina tanjaka sisa no handoavambola arý eeee 🙂

Rehefa voafehinao ireo rehetra ireo dia alamino tsara ary mahaiza misafidy ny tarif tena mifanaraka amin'ny fandaniana ao antranonao, afaka manampy anao amin'izany ny mpamatsy jiro antsika mahazatra.
Aza misalasala manantona raha misy hanampiana

Rouleaux de peintures déco 😍😍
23/06/2024

Rouleaux de peintures déco 😍😍

🚧 DOSAGE CALCULÉ POUR 1 MÈTRE CUBE DE BÉTON ⌛BÉTON DE PROPRETÉ - sable 540L  - Gravier 720L  - Ciment 150kg  - Eau 90LFO...
10/06/2024

🚧 DOSAGE CALCULÉ POUR 1 MÈTRE CUBE DE BÉTON ⌛
BÉTON DE PROPRETÉ
- sable 540L
- Gravier 720L
- Ciment 150kg
- Eau 90L
FONDATION/ RADIERS / DALLAGE
- sable 400L
- Gravier 800L
- Ciment 300kg
- Eau 180L
CHAÎNAGES / POUTRES/ LINTEAUX/ POTEAUX / DALLES
- sable 420L
- Gravier 840L
- Ciment 350kg
- Eau 200L
ATTENTION ! ne confondez pas béton, mortier et enduits. Ces trois produits sont certes a base de ciment mais ils ont une fonction différentes. Vous trouverez le dosages des mortiers et enduits dans la partie consacré à la maçonnerie
DOSAGE EN EAU : c'est la quantité de ciment qui détermine en général la quantité d'eau à mettre dans votre béton soit environ 30 litres pour 50 kilos de ciment. Vous pouvez cependant fait varier un peu ces limites selon le type de béton dont vous avez besoin . Mais sachez que trop d'eau rend le béton moins solide , entraine un retrait important avec souvent des fissures, et que pas assez d'eau rend le béton cassant et difficile à mettre en œuvre
Source: Daniel Linot

Avec nos pavés autobloquants, transformez votre espace extérieur en un véritable havre de paix. Pavés équilibrés, robust...
16/04/2024

Avec nos pavés autobloquants, transformez votre espace extérieur en un véritable havre de paix. Pavés équilibrés, robuste, résistant aux passages du temps et surtout pas besoin d'un expert pour les poser.
Besoin d'un espace parfaitement aménagé? finition du bord de piscine? parking? allée du jardin?
👉 +261342745526 / +261328133416
Offre du jour: bicolore 5mm 48000Ar le m² (11+11 pièces)
Livraison gratuite à partir de 30m² Majunga ville

Ho avy ny fety, aza miandry atomotra vao hiazakazaka handamina ny trano.Promotion fin d' année 2022: araraoty ny fihenam...
25/11/2022

Ho avy ny fety, aza miandry atomotra vao hiazakazaka handamina ny trano.
Promotion fin d' année 2022: araraoty ny fihenambidy 10% na koa fametahana maimaimpoana, tolotra manankery ho an'ny porte rideaux complet manomboka ny 25 Novembre hatramin'ny 23 Décembre 2022.
0342745526, 0328133416

Les Top 5 par rapport au statistique des commandes du mois.A partir de 27000Ar, vous aurez un porte rideau complet.Le pr...
27/07/2022

Les Top 5 par rapport au statistique des commandes du mois.
A partir de 27000Ar, vous aurez un porte rideau complet.
Le prix varie selon:
Modèle de l'embout (de 6 à 18000Ar)
Longueur et nombre du tringle
Le support (simple ou double)
Passez en MP pour avoir votre devis gratuit

06/07/2022
Barbecue locomotive, multifonction (grillade, four à bois, fumoir), contrôle de température.On est encore à 30 % du trav...
04/07/2022

Barbecue locomotive, multifonction (grillade, four à bois, fumoir), contrôle de température.
On est encore à 30 % du travaux, réserver dès maintenant

Promotion fête de mère, de 23 au 3 Juin, on vous offre gratuitement la pose pour une commande plus de 10 portes rideaux....
23/05/2022

Promotion fête de mère, de 23 au 3 Juin, on vous offre gratuitement la pose pour une commande plus de 10 portes rideaux.
Porte rideaux complet à partir de 27500Ar.
Consultez nous en MP ou 0328133416 pour le devis

Address

Antananarivo

Telephone

+261328133416

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ben-déco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ben-déco:

Share