Kré'art

Kré'art Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kré'art, Arts & Crafts Store, Antananarivo.

Zany ka tena kanto🥰
09/02/2026

Zany ka tena kanto🥰

FOTSINY

Tiako fotsiny ianao
Tsy asiana hoe "nahoana"
na tovonana "satria"
Fa tiako fotsiny amin'izao
Tsy amerana fotoana
Tiako fotsiny doria

Ny "satria" sy ny "nahoana"
mety takatry ny saina?
Tetika ikendrena laka...
haingon-teny babangoana,
rindram-bolam-bery maina,
ravina tsy misy faka,

Tsy ny teny izay tononinao
no hahafeno ny fitia
efa feno rahateo
Tsy ny toky izay foroninao
mora rava sy malia,
fa ny fo tsy manam-peo

RADO
(3 avrily 1974)

Moa ve sady nihira ianao? 😊

*Azo zaraina raha sitrakao 🙏🍀

Ahoana no fisafidianana ny fanjaitra mety ?Rehefa manjaitra dia tena zava-dehibe ny fifidianana fanjaitra tsara, satria ...
13/12/2025

Ahoana no fisafidianana ny fanjaitra mety ?
Rehefa manjaitra dia tena zava-dehibe ny fifidianana fanjaitra tsara, satria misy fiantraikany lehibe amin’ny kalitaon’ny asa sy ny fahadiovan’ny tsipìka. Misy habe sy karazany maro ny fanjaitra, ka tokony hifanaraka amin’ny lamba ampiasaina sy ny kofehy.
– Lamba manify: mampiasa fanjaitra manify (size 70–80).
– Lamba antonony: misafidiana fanjaitra 80–90.
– Lamba matevina (denim, canvas): manoro hevitra ny hampiasa fanjaitra 100–110.

Fikafika kely ary ee☺️☺️
21/11/2025

Fikafika kely ary ee☺️☺️

Tsara ny mianatra zaitra😍
21/08/2025

Tsara ny mianatra zaitra😍

Atoro atsika hatrany
04/08/2025

Atoro atsika hatrany

La passion 🥰
13/07/2025

La passion 🥰

Manaraka ndray ar oo🥰
09/07/2025

Manaraka ndray ar oo🥰

Manao pratique sisa 🥰
08/07/2025

Manao pratique sisa 🥰

Sary pasohina dia mipetaka amin'ny akanjo   ✨➡️mividy iray mahazo iray
13/02/2024

Sary pasohina dia mipetaka amin'ny akanjo
✨➡️mividy iray mahazo iray

✨ity ndray ary le sary atao amin'ny akanjo           ➡️pasohina fotsiny dia mipetaka tsaraPrix:6000 ar ny couple
12/02/2024

✨ity ndray ary le sary atao amin'ny akanjo
➡️pasohina fotsiny dia mipetaka tsara
Prix:6000 ar ny couple

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kré'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share