O.H "Olyvia Handmade"

O.H "Olyvia Handmade" Handmade, fialamboly, fifaliana, fifampizarana, fianarana, Fitiavana eny asa ihany koa

❌ RÉSERVER DAHOLO IZY ROA AN ❌ izaho zany manana anireto mamy kely roa ireto ato. rehefa hoe ho ampiasaiko de mampiakatr...
22/08/2026

❌ RÉSERVER DAHOLO IZY ROA AN ❌
izaho zany manana anireto mamy kely roa ireto ato. rehefa hoe ho ampiasaiko de mampiakatra be ny inspiration amin ny famoronana vaovao😏😏. de aveo ko nefa tsy tafajanona ela ety amiko foana 🥰

🥰ity maodely vaovao ity ko anisany be mpitia, 🥰 misaotra anareo mpanjifa hatrany
20/07/2026

🥰ity maodely vaovao ity ko anisany be mpitia, 🥰 misaotra anareo mpanjifa hatrany

😍Manja kely ity commande_na cliente mahafatrapo iray ity 😍
18/07/2026

😍Manja kely ity commande_na cliente mahafatrapo iray ity 😍

❤️phone Bag ❤️ 👉 disponible 👈tena manja be sady maodely vaovao an 🥰
25/06/2026

❤️phone Bag ❤️
👉 disponible 👈
tena manja be sady maodely vaovao an 🥰

❌ MODÈLE UNIQUE ❌  iza ilay te hiavaka kely amin izao fetim-pirenena izao ??? ❤️16/16 ❤️. MP aingana ary 🥰
22/06/2026

❌ MODÈLE UNIQUE ❌
iza ilay te hiavaka kely amin izao fetim-pirenena izao ???
❤️16/16 ❤️. MP aingana ary 🥰

😍inty no kitapo kely indrindra nataoko ,tena oe iray tanana kely😍olona kely mahfatifaty izay no tompony. jejo ane izy na...
19/06/2026

😍inty no kitapo kely indrindra nataoko ,tena oe iray tanana kely😍
olona kely mahfatifaty izay no tompony. jejo ane izy nahazo anio e

fa ilay tahak izao ko tena oe mamy an 😍😍 😍
18/06/2026

fa ilay tahak izao ko tena oe mamy an 😍😍 😍

rehefa mijery ireto izy de manontany tena hoe ny tanako ve no nanao azy ireto 🤔🤔ISAORANA NY TOMPO MANDRAKARIVA ary NY VO...
17/06/2026

rehefa mijery ireto izy de manontany tena hoe ny tanako ve no nanao azy ireto 🤔🤔
ISAORANA NY TOMPO MANDRAKARIVA ary NY VONINAHITRA HO AZY IRERY.

09/06/2026

❌❌ tapitra ny fandraisana commande volana JONA , ❌❌
mankasitraka hatrany @ fahatokisana tompoko 😊

averina amafisina eto fa 👉👉👉 CORDON NA TRAPIHLO (matière lavable) no ampiasainay fa tsy rofia👈👈👈iry manjakely 🥰 naka ain...
05/06/2026

averina amafisina eto fa 👉👉👉 CORDON NA TRAPIHLO (matière lavable) no ampiasainay fa tsy rofia👈👈👈
iry manjakely 🥰 naka aina kely mihtsy aloha.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O.H "Olyvia Handmade" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share