KALY KALO

KALY KALO Tsiro sy feo anaty fitia 🎬

20/03/2026

Mirehareha fa Malagasy 🎉

26/01/2026

Lay mijalijaly kely noho ny fisarahan-toerana iny mitsy no mampamamy lay fitiavana ♥️
Ianao koa ve efa niaina toa io ?

24/01/2026

Ny bedibedy ’zay tsy tanty
’Zay nandreraka ny loha
Tsy ataoko intsony mandra-maty
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo! ♥️

Tovo J'hay - Teny mamy

22/01/2026

Ity foko no tsy mety fa manivaka
Ka ny saina no hamafisina. 😔

12/01/2026

🎧Misy hira tsy heno,fa tsapan'ny fo ❤️

Hery Puissance - Aza manahy

11/01/2026

Hira toy ny ahoana no tianao henoina rehefa harivariva toy izao? 🥰🎧

11/01/2026

Mahafinaritra erÿ zao ny mihaino hira malefaka sady makamaka aina @ zao Alahady tolokandro izao 🥰

Mozikam-pihetsehampo 🎷sary sy feo mampanembona 🎬Fahatsiarovana mampiaina fitia ❤️👉 Araho ny page KALY KALO👉 Like • Follo...
10/01/2026

Mozikam-pihetsehampo 🎷
sary sy feo mampanembona 🎬
Fahatsiarovana mampiaina fitia ❤️

👉 Araho ny page KALY KALO
👉 Like • Follow • Share
👉 Avelao hitondra anao any anaty fitia ny feo sy ny teny

✨ Hira
✨ Tononkalo
✨ Sary & vidéo feno fihetseham-po

💛 KALY KALO – Tsiro sy feo anaty fitia

#

07/01/2026

Mba aiza ianao izao
Zany olon'izany
'Lay olo-nandalo
Toa lasa nandao... 🎙️

Njakatiana - Kiaky ny manina

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KALY KALO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share