Art'Icle mode

Art'Icle mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Art'Icle mode, Home decor, Antananarivo.

🟨 ASTUCE MANALA "PANDA" SY TÂCHES MAINTY (Amin'ny Elika, lohalika, tarehy avy navelan’ny mony, sns…✨)Tsy mila zavatra la...
06/11/2025

🟨 ASTUCE MANALA "PANDA" SY TÂCHES MAINTY
(Amin'ny Elika, lohalika, tarehy avy navelan’ny mony, sns…✨)
Tsy mila zavatra lafo! Ao an-trano ihany:
🟢 Voasarimakirana
🟢 Dentifrice
🟢 Karibonetra (bicarbonate)

FOMBA FANAOVANA:

🟢 1. Maka 2–3 sotro karibonetra
🟢 2. Ampio 1 sotro dentifrice
🟢 3. Asio rano tapaka voasarimakirana
🟢 4. Afangaro tsara ➝ avela 1 min (satria mbola mandrohatra ilay acide ✨).
🟢 5. Hosory amin’ny rantsan-tanana amin’ilay faritra (tsy atao manodidina maso 🚫), koseo moramora.

Temps de pause: 30 min farafahakeliny
Sasao amin’ny rano matimaty

Tips fanampiny:
Atao isaky ny 2 andro no tsara indrindra
Tsy vitan’ny hoe manala tâche sy manafotsy elika/faikany, fa afaka manafotsy nify ihany koa ny ambiny rehefa iborisina

Tsy misy magie magie eto fa mila faharetana sy fanarahana ny fampiasana zavatra naturel satria somary ela ny fiasany ! 😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art'Icle mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category