14/06/2026
🪴🌾Hazomananjara, philodendron, Arbre de Félicité, Lucky bamboo, Fleur de Lune, Pothos, Hasimbola, Palmier, Sansevieria, ... Ireo indray ny plante d'intérieur disponible, plante naturelle, plante dépolluante daholo, toy ny mahazatra dia efa miaraka amin'ny pot daholo, misy support ihany koa araka izay hitiavanao azy.
🪻Mbola misy foana koa ny plante ho an'ny terrasse sy ny balcon a !
👇Tsindrina ny sary dia mahita prix sy dimension isika.