Polaroid Story

Polaroid Story Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Polaroid Story, Home decor, 67ha, Antananarivo.

Polaroid Story ❤️ Isaky ny Sary iray, mirakitra tantaranao✨

Tongasoa, vonona izahay handray anao🤲

▪️WhatsApp/ Contact : 033 43 347 95

📌Sur Livraison uniquement : 3000ar - 6000ar

Averinatsika eto ny Prix Photo Polaroid ato amin'ny Polaroid Story fa tena betsaka ianareo no manontany 🥹Photo Polaroid ...
17/01/2026

Averinatsika eto ny Prix Photo Polaroid ato amin'ny Polaroid Story fa tena betsaka ianareo no manontany 🥹

Photo Polaroid aloha, itony sary kely mamikely itony 🥰:
• Kelikely mirefy 9*7cm eo izy
• Misy bordure fotsy manodidina azy

Atao inona photos Polaroids 🤔???:
• Souvenir toy ny anniversaire, couple, famille
• Décoration chambre, bureau, mur, album
• Scrapbooking, journaling
• Cadeau d'anniversaire

Fa maninona no tinareo ilay Photos Polaroid 🤔???:
• Instantané, izany hoe tsy miandry ela fa 24heures na 1 jour fotsiny Dia vita
• Authentique
• Misy valeur sentimentale
• Tena tendance be amin'izao

Prix 🫶
18 photos = 7000ar
36 photos = 10.000ar
50 photos = 15.000ar

Afaka atao Papier photo na autocollant ✨ (mipetaka amin'ny rindrina ny autocollant fa ny papier photo tsy mipetaka)

Manasa anareo hamaky ny Conditions générales de vente (CVG) aloha ny hanao commande❤️:
https://www.facebook.com/share/p/17nS6aW2iY/

📩 Alefaso MP ary ny commande-nao, Alefa WhatsApp koa ny sary izay tinao ho atao photo Polaroid (033 43 347 95)

🛵 Livraison uniquement aloha satria Mbola tsy manana point de vente isika à partir 3.000ar ny frais de livraison

Collier Noeud 🥹Aesthetic kelyyy, efa kelikely sisa ny stock tsika anh après 1mois ndray vao misy 🤍 ✨ 15.000ar ✨Sur livra...
15/01/2026

Collier Noeud 🥹
Aesthetic kelyyy, efa kelikely sisa ny stock tsika anh après 1mois ndray vao misy 🤍
✨ 15.000ar ✨

Sur livraison uniquement 3000ar à 6000ar selon les lieux >>>

1,840 followers isika izao ahn rehefa feno 1,9K tsika atao ilay tirage au sort, ito ny lien raha hiparticipé nareo 🥹:
https://www.facebook.com/share/p/178QfPiK7Q/

1,835 Followers isika izao🥹 merciiii ❤️Rehefa Tonga 1,900 followers isika Dia atao tirage au sort ilay crédit 2000ar ✨In...
12/01/2026

1,835 Followers isika izao🥹 merciiii ❤️
Rehefa Tonga 1,900 followers isika Dia atao tirage au sort ilay crédit 2000ar ✨
Invitez vos amis, partage et Soyez connecté 🫶

Skincare 🥹❤️ Sady Bioaqua sy Sadoer daholo 🫶• Fampiasana anazy: sasana tsara aloha ny tarehy Dia hapetaka ny masque • Te...
09/01/2026

Skincare 🥹❤️
Sady Bioaqua sy Sadoer daholo 🫶

• Fampiasana anazy: sasana tsara aloha ny tarehy Dia hapetaka ny masque
• Temps de pause: 15 à 20 minutes eo

1 masque = 1 utilisation = 1 sachet

Izany hoe iray ihany no ao anatin'ny sachet 1, masque 1 ampiasaina indray mandeha ❤️

• Hydratation, adoucisseur, rafraîchissant
• Anti-cerne, anti-âge

16.000ar lot de 4 pièces, izany hoe 16.000ar mahazo masque 4 🫶 Afaka misafidy izay tina amin'ireo anh 🫶

Acompte 6000ar obligatoire via Airtelmoney, sur livraison uniquement ✨

🎊 JOURNAL ANNIVERSAIRE 🎊Lasa malaza be amin'izao indray ity, hitanareo rehefa anniversaire Dia manao shooting dia Journa...
07/01/2026

🎊 JOURNAL ANNIVERSAIRE 🎊
Lasa malaza be amin'izao indray ity, hitanareo rehefa anniversaire Dia manao shooting dia Journal indray no lamody fa tsy bougie na ballon intsony 🥹

Tiko be ito concept ito Dia aleo fa réalisé tsika sa aona??🫶
• Personnalisable
• Recto Verso
• Ohatrany le angezana gazety reny mihitsy ny angezany
• Mazaka + de 10 photos fa varié-na ny dimension any
• Noir et blanc ny couleur
• Ny légende rehetra personnalisé daholo izay tinareo soratana Dia ampidirintsika ao
• Papier tsy manify kely fa matevina

Tsy votery anniversaire fa mariage, graduation, baptême,... 🤲

Ataonay daholo ny conception rehetra sy izay détails kely rehetra tinareo ❤️

Prix: 20.000ar 🥹 Mendrika mahazo zavatra tsara ianareo amin'ny anniversaire anareo.
____________________________________________
📞 Contact/WhatsApp: 033 43 347 95
📩 Mp pour commander
🛵 Livraison uniquement: 3000ar à 6000ar

Saint Valentin arriveeee bientôt ❤️🥹Ito misy cadeau aloha raha tsy te hisahirana hitady cadeau aesthetic sady mamikelyy🥹...
07/01/2026

Saint Valentin arriveeee bientôt ❤️🥹
Ito misy cadeau aloha raha tsy te hisahirana hitady cadeau aesthetic sady mamikelyy🥹

✨ CADRE PHOTO PERSONNALISÉ ✨
Photo 1: Modèle photo Pinterest
Photo 2: Réalisation chez Polaroid Story

Tena oe satisfait izy tamin'io commande nataony io 🥰 Le bento cake tsy tato aminay anh 😂!!

>>> 30.000ar efa mandray vita ianao sisa fa ataonay daholo ny zavatra rehetra 🫶

Raha hividy cadre fotsiny koa Dia mandray commande Zay Na hoe photo fotsiny koa Dia mandray commande foana izahay 🥰
_____________________________________________
📞 Contact/ WhatsApp: 033 43 347 95
📩 Mp pour commander
🛵 Livraison uniquement : 3000ar à 6000ar

Happy new year 🥹Hatomboy amin'izay ilay PROJET anao fa izay manomboka ihany no mahavita. Na tsy misy fond aza aloha fa a...
31/12/2025

Happy new year 🥹
Hatomboy amin'izay ilay PROJET anao fa izay manomboka ihany no mahavita. Na tsy misy fond aza aloha fa atomboy amin'ny idée sy ny fahavononana ary ny fahazotoana 🫶

Amin'ity Janvier 2026 ity, Dia manana projet izahay eto amin'ny Polaroid Story ❤️

>> SUPPORT SMALLBUSINESS

31/12/2025

✨ RETOUR EN PHOTOS 2025 ✨

Merciii pour votre confiance 🥹, Tena hoe faly ahhh satria Téo ianareo manohana foana ary manome retour foana 🥲 Anisany cadeau tsara indrindra ho ahy ny fanohanareo tamin'ity taona ity ❤️

Polaroid Story « Isaky ny sary iray, Mirakitra tantaranao 🫶 »

30/12/2025

Bloc Note Aesthetic 🍒

Manana choix ianareo amin'ny feuille: ligne na carreau na feuille blanche ✨
Couverture afaka misafidy koa ianareo ✨

>> 50 pages no 30.000ar

Bloc Note Aesthetic Cherry 🍒Matetika rehefa hanamarana ny taona ohatrany izao ka hanomboka taona vaovao, tena feno idée ...
30/12/2025

Bloc Note Aesthetic Cherry 🍒
Matetika rehefa hanamarana ny taona ohatrany izao ka hanomboka taona vaovao, tena feno idée bedebe ao anaty Loha, misy vision bedebe, ary objectif à atteindre 🥹
Rehefa tena mandeha anefa ny volana Dia toa verivery zany daholo le idée, vision ary objectif.

Nanao ity Bloc ity izahay mba hampiana anareo cliente sady natao aesthetic kely mihitsy am'izay mazoto manoratra amin'io ianareo 🫶

Manana choix ianareo amin'ny feuille: ligne na carreau na feuille blanche ✨
Couverture afaka misafidy koa ianareo ✨

>> 50 pages no 30.000ar

CALENDRIER 2026 🍒J-1 avant fin d'année isika 🥹 Raha Mila calendrier personnalisé 2026 Dia manao izahay  papier matevina:...
30/12/2025

CALENDRIER 2026 🍒
J-1 avant fin d'année isika 🥹 Raha Mila calendrier personnalisé 2026 Dia manao izahay papier matevina: A6, A5, A4, A3

Tarif 🫶
• A6 ~ 1500ar
• A5 ~ 3000ar
• A4 ~ 6000ar
• A3 ~ 9000ar

Afaka asina Jour spécial toy ny anniversaire na dating na 1er jour entre couples,...🫶
Afaka asina sary ny calendrier anh

>>> ONG, Enterprise, Fiangonana, fikambanana, fianakaviana Dia afaka miaramiasa isika, mandray commande na + 100 aza tompoko ✨

📩 Aleso MP ny commande tompoko
📞 WhatsApp: 033 43 347 95
_________________________________________
Livraison uniquement fa tsy manana point de vente izahay tompoko (3000ar à 6000ar)

2026 coming soon... 👣Hangataka ny Avis anareo client(e) izahay equipe ato amin'ny Polaroid Story 🍒1)  Inona ny Point pos...
21/12/2025

2026 coming soon... 👣

Hangataka ny Avis anareo client(e) izahay equipe ato amin'ny Polaroid Story 🍒

1) Inona ny Point positif sy négatif hitanareo tato amin'ny pejy tamin'ity taona ity ??
2) Critique constructive ? Raha manana solution ianareo par rapport amin'ilay problème hitanareo ??
3) Vonona ve ianareo raha asintsika article hafa ankoatran'ny POLAROID ??

Mercii amin'ny avis anareo sahady 🥹

Mankasitraka anareo foana manohana 🫶 Hisy jeu ho avy amin'ity faraparany ity taona ity ka manaraha foana ny page. Raha Mbola tdy abonné amin'ny page ianareo Dia midira ho hisan'ny Famille 🍒

Address

67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Polaroid Story posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category