Tsen'Antsika

Tsen'Antsika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsen'Antsika, Home decor, Antananarivo.

25/12/2025

Mirary fety sambatra antsika rehetra 🥰🥰🥰

18/12/2025
Ahotran'izao nge ilay poketra rehefa ambozonana eh. 🥰🥰🥰🥰
15/12/2025

Ahotran'izao nge ilay poketra rehefa ambozonana eh. 🥰🥰🥰🥰

28/11/2025

Tapitra ny lalao antsika. Mankasitraka antsika mpandray anjara tsy hakanavaka. Noryanah HN no nibata ny laharana voalohany.
Olo Hely kosa no nibata ny laharana faharoa. Manasa anareo hijery hafatra miafina. 🥰🥰🥰
Ainah Andria manasa anao hiditra mp fa tsy afaka andefasana message ianao.

Anao jeu kely isika fa tena efa ela izay.     ●Omentsika tee-shirt 1 ny mpandresy voalohany. ●Ny faharoa kosa mahazo pok...
14/11/2025

Anao jeu kely isika fa tena efa ela izay.
●Omentsika tee-shirt 1 ny mpandresy voalohany.
●Ny faharoa kosa mahazo poketra grande taille 😳😳😜😜
Ny condition tsy miova ah.
1- Abonné ny page
2- Manao réaction ny publication antsika
3- Manao partage ny publication
3- Mentionné olona anaty commentaires hilalao.

Izay commentaire be réaction no mahazo❤️❤️❤️
Tapitra ny Zoma 28 Novembre ny lalao antsika
Fa na izany aza. Manolotra ny tsara hatrany izahay.

Disponible ireto tee-shirt de marque: Nike, Puma, Adidas importé ireto
Coton- Authentique avec QR code. Taille disponible M,L,XL,2XL

Ao ihany koa ny poketra amin'ny qualité tsara hatrany. Importé ihany koa.

Ataovy ny safidy.

Salama isika. Tena efa ela ela tsy nihaona ah. Ahoana asina jeu ve. Inona no tianareo 🥰🥰🥰. Ireto aloha misy manja kely n...
02/11/2025

Salama isika. Tena efa ela ela tsy nihaona ah. Ahoana asina jeu ve. Inona no tianareo 🥰🥰🥰. Ireto aloha misy manja kely na izany aza. Poketra importé vaovao. Afaka mandefa commande.

29/04/2025

Salama eh! Tapitra ny lalao antsika. Mankasitraka anareo nandray anjara. Dia miarahaba an'i Noumena Fitiavana Monica. Izy no nandrombaka ny amboara. Manasa anao hiditra Mp 🥰🥰🥰

Miarahaba antsika rehetra. Ireto indray aza ny poketra antsika eh. Ho avy ny fetin'ny Reny ka tolory fitiavana mamy be i...
14/04/2025

Miarahaba antsika rehetra. Ireto indray aza ny poketra antsika eh. Ho avy ny fetin'ny Reny ka tolory fitiavana mamy be izy 🥰🥰🥰🥰🥰.
Détails ao anaty commentaires

Hello, hello. Efa Tonga ny poketra antsika.🥰🥰🥰Fa alohan'izay andao isika hilalao❤️❤️Sac marron  no loka antsika. Tsotra ...
13/04/2025

Hello, hello.
Efa Tonga ny poketra antsika.🥰🥰🥰
Fa alohan'izay andao isika hilalao❤️❤️
Sac marron no loka antsika.
Tsotra ny fandraisana anjara.
Manaraka ireto fepetra ireto =
•Mi- s’abonner @ page, alefa capture ao @ commentaires
•Inviter namana rehetra hanaraka ny page (ilay soratra efa sélectionner tout) iny mihitsy no atao capture
•Identifier namana ao anaty commentaires hanao réaction sy hilalao

Ireo no alefa nareo capture d’écran ao .

NB : Ilay notifications kely misoratra hoe Invitations envoyé no capturena dia alefa ato.

Izay manana réaction betsaka indrindra no mahazo azy. 😍😍
Tapitra ny 28 Avril izao ny lalao antsika.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsen'Antsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category