Maharaka Tsena

Maharaka Tsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maharaka Tsena, Home decor, Itaosy, Antananarivo.

Anisan'ny fomba oenti_miaina sy fahalalam_pomba tena tsotra  ny fitenenana hoe: Azafady sy misaotra kanefa sarotra ary i...
30/04/2026

Anisan'ny fomba oenti_miaina sy fahalalam_pomba tena tsotra ny fitenenana hoe: Azafady sy misaotra kanefa sarotra ary indraindray fady mihintsy ny miteny izany eny amin'ny manodidina eny.
Eto aho dia hitondra fizarana tsotratsotra miainga avy ao antokatrano oentina hanazarana ireo ankizy. Araho ary⬇️⬇️⬇️🔽🔽
Tokony terena ve ny ankizy hilaza hoe “Azafady” ?
Izay lazain’ny psikology

📌Zava-dehibe ny fahalalam-pomba
Ny mianatra miteny hoe “Azafady” sy “Misaotra” dia manampy amin’ny fanajana ny hafa.

📌Mitandrema amin’ny fanerena
Ny fanerena dia mety hahatonga ireo teny ho fanao fotsiny nefa tsy misy heviny.

📌Ohatra avy amin’ny ray aman-dreny
Ny fampisehoana ohatra no fomba tsara indrindra hianarana.

📌Manazava ny dikan’ny teny
Ampianaro ny antony ilazana ireo teny ireo amim-panajana.

📌Famaranana
Ny tanjona: Hahatakatra ny lanjan’ny fanajana sy ny hatsaram-panahy.

Raha ny hevitrao inona no tena manova ny volo_tava sy manamandina tarehin'olona iray : ny fananany vola ve sa produit am...
22/04/2026

Raha ny hevitrao inona no tena manova ny volo_tava sy manamandina tarehin'olona iray : ny fananany vola ve sa produit ampiasainy amin'ny tarehy? Misy manko ny olona rehefa nia nivotra ny fiainany dia lasa mpivarotra produit cosmetique tampoka dia avieo maro no voafitaka. Avereno aty raha diso😅 Misokatra ny adi_hevitra

06/03/2026

🥰Coucou🥰
ho feno karazana fizarana kely ity page ity atsy ho atsy ataontsika partage mixte 😀

📅 Menu complet pour bébé de 6 mois (7 jours)
🌸 Jour 1
Matin : lait maternel ou 180–240 ml de lait
Midi : purée de Carotte + Pomme de terre + un peu de Poulet
Goûter : purée de Banane
Soir : lait
🌸 Jour 2
Matin : lait
Midi : purée de Courgette + Riz
Goûter : compote de Pomme
Soir : lait
🌸 Jour 3
Matin : lait
Midi : purée de Voatavo (potiron) + Poisson
Goûter : purée de Poire
Soir : lait
🌸 Jour 4
Matin : lait
Midi : purée de Patate douce
Goûter : purée de Mangue
Soir : lait
🌸 Jour 5
Matin : lait
Midi : purée de Carotte + Riz + Poulet
Goûter : purée de Papaye
Soir : lait
🌸 Jour 6
Matin : lait
Midi : purée de Courgette + Pomme de terre
Goûter : purée de Avocat + Banane
Soir : lait
🌸 Jour 7
Matin : lait
Midi : purée de Voatavo + Poisson
Goûter : compote de Pomme + Poire
Soir : lait
👶 Quantités selon le poids du bébé
Pour un bébé de 6 mois (6–8 kg en moyenne) :
🍼 Lait
500 à 700 ml par jour
🍲 Purée de légumes (midi)
100 à 150 g
🍗 Viande ou poisson
5 à 10 g (1–2 cuillères à café)
🍎 Purée de fruits
60 à 100 g
🥣 8 aliments qui aident bébé à grossir sainement
Avocat (très nutritif)
Patate douce
Banane
Riz
Pomme de terre
Poulet
Poisson
Flocons d’avoine
✔ Ces aliments donnent énergie, protéines et vitamines pour la croissance.
✅ Conseil important :
Toujours purée très lisse
Pas de sel ni sucre
Introduire un nouvel aliment tous les 2–3 jours..
🧲Partageo raha nahasoa anao mba ho hitan'ny hafa o
🧲Raha mbola tianao hitohy ny fizarana toro_hevitra dia asio j'aime sy commentaire

❌Mila mitandrina isika RAD fa miparitaka be ity aretina ity amin'izao❌Ny bronchiolite dia aretin’ny lalan-pisefoana amba...
19/02/2026

❌Mila mitandrina isika RAD fa miparitaka be ity aretina ity amin'izao❌

Ny bronchiolite dia aretin’ny lalan-pisefoana ambany, matetika ateraky ny viriosy, ary mora mahazo zaza latsaky ny 2 taona, indrindra ny latsaky ny 6 volana.
Ireto misy fomba tsotra sy tena mahomby hisorohana azy 👶🫁
✅ 1️⃣ Sasao matetika ny tanana
👉 Io no fiarovana lehibe indrindra.
Sasao tanana alohan’ny hitondrana na hikasihana zaza
Sasao tanana rehefa avy mikohaka na mievina
Ampianaro ny ankizy lehibe ao an-trano hanasa tanana
✅ 2️⃣ Aza avela hifanakaiky amin’ny olona marary
Aza avela hitsidika ny zaza ny olona voan’ny sery na kohaka
Raha marary ny ray aman-dreny → manaova sarontava rehefa mikarakara zaza
Fadio ny toerana be olona (tsena, fihaonana be olona)
✅ 3️⃣ Alaviro amin'ny setroka sigara
🚭 Ny setroka sigara dia mampitombo be ny risika bronchiolite.
Tsy tokony hisy mifoka sigara ao an-trano
Tsy tokony hisy mifoka sigara akaikin’ny zaza na eny an-tanana
✅ 4️⃣ Ampinono tsara ny zaza (raha azo atao)
🤱 Ny rononon-dreny dia:
manamafy hery fiarovan’ny vatana
mampihena aretin’ny havokavoka
✅ 5️⃣ Diovy sy avelao hivezivezy ny rivotra ao an-trano
Sokafy varavarankely isan’andro
Esory vovoka
Aza atao mangatsiaka loatra na mafana loatra ny efitra
✅ 6️⃣ Diovy ny oron’ny zaza rehefa misy sery
👉 Sasao amin’ny sérum physiologique matetika
Izany manampy tsy hihamafy ka tsy hidina any amin’ny havokavoka.
⚠️ Zaza mila fiarovana bebe kokoa
Mitandrema kokoa raha :
zaza teraka aloha loatra (prématuré)
zaza latsaky ny 3 volana
zaza malemy hery fiarovana
🚨 Famantarana mampiahiahy (mitondra any amin’ny dokotera haingana)
Miaina mafy na haingana
Misy feo sifotra rehefa miaina
Tsy te hisotro ronono
Mivonto ny tratra rehefa miaina
Tena reraka na malemy
➡️ Fehiny rehefa misy mampiahiahy dia manantona Dokotera avy hatrany

🗣️Tinao haniry be sy hatevina ve ny volonao, ireto misy torohevitra notaraly tsotra nefa tsy mandany vola🧴 Akora ilaina📌...
17/01/2026

🗣️Tinao haniry be sy hatevina ve ny volonao, ireto misy torohevitra notaraly tsotra nefa tsy mandany vola

🧴 Akora ilaina
📌Tongolo iray antonony (tongolo mena)
📌menaka voanio 3_4 sotro fihinana
(Raha tiana) sotrokely 1 misy tantely na indray mitete vitsivitsy amin’ny menaka manitra (lavande na romarin)
🔥 Fomba fanamboarana
Esory ny hoditry ny tongolo ary teteho madinika
Afanaina tsara ny menaka voanio (amin’ny afo malefaka)
Arotsay ao ny tongolo
Avela hafanaina 10–15 minitra (tendremana sao may)
Esory eo ambony afo ary avela hangatsiaka
Tsihifina amin’ny sivana mba hahazoana ny menaka ihany.
💆‍♀️ Fampiasana
Hosorana amin’ny hodi-doha
Kosehina moramora mandritra ny 5 hatramin’ny 10 minitra
Saromana satroka na lamba
Avela hijanona 30 minitra hatramin’ny 1 ora
Sasana amin’ny shampoing malefaka
👉 Isan’ny fampiasana : indroa isan-kerinandro

❗❗❗Aiza daholo ry manja maharaka be reny❕❕❕😱😱😱Kapa lamaody be sy kapa marque📌Prix et détails sur chaque photos📌Livraison...
13/11/2025

❗❗❗Aiza daholo ry manja maharaka be reny❕❕❕
😱😱😱Kapa lamaody be sy kapa marque

📌Prix et détails sur chaque photos
📌Livraison 3000ar

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maharaka Tsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category