13/05/2026
Ity indray dispo antsika oh ❤️
Ampitiavana be no anoloranay an'ity marron manjakely ity 😍
Canapé d'angles 5 places
Cuir daholo
Vidiny 220.000 ar hatrany 👌
Lieu Andohatapenaka no misy anay
Afaka manantona mivantana ianao
Afaka micommande ihany koa an ,amin'ny karazany maro ,ary amin'ny vidiny tena mirary an😊
Tongava fa vonona handray anao ampitiavana sy ampanajana izahay tompoko,hanome fahafampo anao ❤️
📞0344649293