Alain Deco placo

Alain Deco placo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alain Deco placo, Home decor, Antananarivo.

🫱🏻‍🫲🏽Bievenue Chez ALAIN DECO PLACO🫱🏻‍🫲🏽

😁Izahay dia manao ny asa rehetra momba PLACO 🌷❤

🖐🏻Manasa anao anaraka ny pejy 🧡

🌹Asa mahafam-po no atolotray ho anao panjifa😊🚗

📞034 63 865 26📞

Miarahaba tompoko oh!!🙏🏻🙏🏻🙏🏻Ireto ndray ary tompoko ny asa vitanay afaka atolotra atsika mpanaraka ny pejykoa rah misy l...
03/04/2026

Miarahaba tompoko oh!!🙏🏻🙏🏻🙏🏻

Ireto ndray ary tompoko ny asa vitanay afaka atolotra atsika mpanaraka ny pejy

koa rah misy liana aminy asanay dia afaka minatso mivantana na miditra mp

Ireto avy ary ny asa atonay

_ Pose plafond placo
_ Decoration ,etagere,table TV,cache rideaux
_ Pose dalle minerale (0,60×0,60)
_ Peintures interieur et exterieur avec lissage d'enduit bessier

Contact:034 63 865 26
037 62 748 09(whatsapp)

NB:Afaka mandeha faritra rehetra ...
_

Faly miarahaba atsika rehetra mpanaraka ny pejy🤝🏻🤝🏻Ireto indray ary ny asa vitanay afaka ho atolotra ho atsika rehetra,k...
28/03/2026

Faly miarahaba atsika rehetra mpanaraka ny pejy🤝🏻🤝🏻

Ireto indray ary ny asa vitanay afaka ho atolotra ho atsika rehetra,koa raha liana aminy asanay ary ianao dia afaka miantso mivantana na miditra hafatra mianfina fa afaka mamaly ny hetahetanao izahay

Ireto avy ary ny asa ataonay

✔ Pose plafond placo plat
✔ Decoration,Table Tv,Etagere
✔ Pose dalle minerale(0,60 ×0,60)
✔ Pose corniche
✔ Peintures interieur et exterieur evec lissage d'enduit bessier

contact: 034 63 865 26
037 62 748 09 (whatsapp)

NB: Afaka mandeha faritra rehetra.....

Ety Alasora ndray ny Ekipa
16/03/2026

Ety Alasora ndray ny Ekipa

03/03/2026
Miarahaba tompoko oh!!🙏🏻🙏🏻🙏🏻🥰Ireto indray ary ny asa vitanay nandrindra iny herinandro iny. Koa raha maniry ny hiaraka h...
14/02/2026

Miarahaba tompoko oh!!🙏🏻🙏🏻🙏🏻🥰

Ireto indray ary ny asa vitanay nandrindra iny herinandro iny. Koa raha maniry ny hiaraka hiasa aminay ianao dia afaka miditra hafatra miafina na miantso mivantana avy hatrany fa vonona izahay hanome fahafahampo ho anao

Ireto avy ary ny asa atonay :

_ Pose plafond placo plat
_ Decoration,Table TV,Etagere
_ Pose dalle minerale (0,60×0,60)
_ Pose parquet stratifier
_ Pose corniche
_ Peintures inter et exter avec lissage d' enduit bessier

contact: 034 63 865 26
037 62 748 09 (whatsapp)

NB: Afaka mandeha faritra rehetra....

_

🫱🏻‍🫲🏽🥰Faly miarahaba atsika rehetra izahay eto amin' ny pejy "Alain Deco placo"🥳🏢Misaotra anareo client efa niaraka nias...
11/01/2026

🫱🏻‍🫲🏽🥰Faly miarahaba atsika rehetra izahay eto amin' ny pejy "Alain Deco placo"🥳🏢

Misaotra anareo client efa niaraka niasa taminay sy nametraka fitokisana ,koa raha mahaliana anao ary ny asa ataonay tompoko dia afaka miantso mivantana na miditra mp ,ary vonona izahay hamaly ny hetahetanao

Ireto avy ary ny asa atonay tompoko:

_ Pose plafond placo plat
_ Decoration,Etagere, Table TV
_ Separation en placo ou cloison
_ Pose dalle minerale (0,60×0,60)
_ Pose parquet stratifier
_ Pose corniche
_ Peintures interieur ou exterieur avec lissage d'enduit bessier

Contact: 034 63 865 26

037 62 748 09 (whatsapp)

NB:Afaka mandeha faritra rehetra ....

Salama tompoko oh!!!Ireto ndray ary tompoko ny asa vita nay izay atolotra ho anareo,ary manakasitra anareo client izay n...
23/11/2025

Salama tompoko oh!!!

Ireto ndray ary tompoko ny asa vita nay izay atolotra ho anareo,ary manakasitra anareo client izay nametraka fitokisana taminay taminy asa rehetra izay efa nampanovinareo anay tompoko

koa raha misy liana aminy asanay ary tompoko dia afaka miditra mp na miantso mivantana fa vonona hamaly ny hetahetanao izahay, ka ireto ary ny asa ataonay tompoko:

_ Pose plafond simple et avec decoration
_ Separation en placo ou cloison
_ Table TV ,Etagere
_ Pose dalle minerale (0,60×0,60)
_ Pose parquet stratifier
_ Pose corniche
_ Peintures exterieur et exterieur evec lissage d'enduit bessier

Contact: 034 63 865 26
037 62 748 09 (whatsapp)

NB: Afaka mandeha faritra rehetra....

Miarahaba tompoko oh!!!! Ireto ndray ary tompoko ny asa vitanay,ary misaotra anareo client niantso  sy nametraka fitokis...
26/10/2025

Miarahaba tompoko oh!!!!

Ireto ndray ary tompoko ny asa vitanay,ary misaotra anareo client niantso sy nametraka fitokisana taminy asa rehetra efa vita. Koa raha mahaliana anao ary tompoko ny asanay dia afaka miantso mivantana ianao na miditra hafatra miafina fa homena fahafahampo ianao,ary ny prix azo ifampiresahana tsara

Ireto avy ary ny asa ataonay

_ Pose plafond placo et Decoration
_ Separation en placo ou cloison
_ Etager ,Table TV
_ Pose corniche
_ Pose parquet stratifier
_ Pose dalle minerale (60×60)
_ Peintures interieur et exterieur avec lissage d'enduit bessier

contact:034 63 865 26
037 62 748 09 (whatsapp)

NB: Afaka mandeha faritra rehetra

Miaraba tompoko oh!!!Efa mamaraparana aminy finition izahay,fa raha misy liana aminy asanay dia afaka miditra hafatra mi...
13/09/2025

Miaraba tompoko oh!!!

Efa mamaraparana aminy finition izahay,fa raha misy liana aminy asanay dia afaka miditra hafatra miafina na miantso avy hatrany

Ary vonona izahay hanome fahafahampo ho anao client ary ny ekipa efa matianina sy aingampiasa

Ireto avy ary ny asa atonay:
_ Pose plafond plat et Decoration
_ Separation en placo ou cloison
_ Table TV,Etagere
_ Pose parquet stratafier
_ Pose dalle minerale (0,60×0,60)
_ Pose corniche
_ Peintures interieur ou exterieur avec lissage d'enduit bessier

Contact:034 63 865 26
037 62 748 09 (whatsapp)

NB: Afaka mande faritra rehetra......

Miarahaba tompoko!!!Mbola mitohy foana ny asa fanatsarana ny trano, koa raha misy mahaliana anao ny asanay dia afaka mid...
28/07/2025

Miarahaba tompoko!!!

Mbola mitohy foana ny asa fanatsarana ny trano, koa raha misy mahaliana anao ny asanay dia afaka miditra hafatra miafina ianao na miantso mivantana fa vonona izahay hanome fahafahampo ho anao

Ireto avy ary ny asa atonay tompoko:
√ Pose plafond placo plat
√ Decoration, murale ,Etagere ,Table
T V
√ Pose corniche
√ pose parquet stratifier
√ Separation en placo ou cloison
√ pose dalle minerale (0,60 ×0,60)
√ Peintures interieur ou exterieur avec lissage d'enduit BC

Contact: 034 63 865 26
037 62 748 09 (whatsapp)

NB: Afaka mande faritra rehetra .....

Miarahaba tompoko!!Izahay dia manao manao finition interieur toy ny:_ pose placo plafond plat_ Decoration,Table TV,etage...
17/01/2025

Miarahaba tompoko!!

Izahay dia manao manao finition interieur toy ny:

_ pose placo plafond plat
_ Decoration,Table TV,etagere
_ separation en placo ou cloison
_ pose corniche
_ pose dalle (0,60×0,60)
_ pose parquet flottant
_ peintures intérieure ou extérieur

Koa raha misy mahaliana anao dia aza misalasala manotany fa vonona izahay hanome fahafahampo ho anao

Contact:0346386526,0376274809
Whatsapp 0346386526

NB:Izahay dia afaka mandeha faritra rehetra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alain Deco placo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category