Ao an-dakozia

Ao an-dakozia Kitchen and travel

Raha misy bandy oatrany Fetra Farmer isaky ny fokontany!!!Singapour zany efa ela no voadinganaLe tolona taminy Octobra i...
13/03/2026

Raha misy bandy oatrany Fetra Farmer isaky ny fokontany!!!

Singapour zany efa ela no voadingana

Le tolona taminy Octobra ity nampiakarana fantomaaaaa fotsiny

06/03/2026

Zafady!!! Tsy Manana recette mampafotsy zany ah

28/02/2026

Ato isika miaritra mihaino bessa Sy Lola!!!
Efa ho 3 h!!
Mafy izao

23/02/2026
21/02/2026

tena enjana kosa aloha le mpanendaka ao ambodin'isotry ka!!
Tantarao ny nahazo anao

Aza misahirana intsonyHo anareo mpiantso ahy ireo hoe aiza no ahitana ny vokatraAto aminy pejy Madis Tsena Gasy misy poi...
20/02/2026

Aza misahirana intsony

Ho anareo mpiantso ahy ireo hoe aiza no ahitana ny vokatra

Ato aminy pejy Madis Tsena Gasy misy point de vente dia misy livraison

AZO ATAO TSARA NY MANAO KAMO BE TENDA!

❌ Tsy mila menaka intsony rehefa manao sauce
Sauce 1 sotro , 1 minitra dia vita !
❌ Bye bye mikiky sakamalao
❌ Tsy mitomany intsony mamaofy tongolo
❌ Tsy miakatra tension rehefa mividy sakamalao sy voatabia
❌ Tsy mila menaka intsony rehefa manao.sauce !
✅ Efa ao daholo ny fangaro rehetra, voatabia, sakamalao, tongologasy, oignon
✅ Efa miaraka Amin épices manokana arakaky ny sakafo karakarainao ( Akoho, hena, légumes, trondro,..)
✅ Sauce 1 sotro + rano 1 sotro dia ampy hanaovana sauce -daoka ho an ny fianakaviana
✅ Mora tahirizina, tsy mila frigo
✅ Mora vidy Raha mitaha Amin ny mividy ireo fangaro ireo atsinjarany.

19/02/2026

Mba milaza hoe Oham-pitenena miresaka sakay?

18/02/2026

Sady Tsy silamo no Tsy katolika fa hanao karemy/Ramadan!!!
Manomboka rapitso!!!

18/02/2026

Stock Pakistanais no vidina Dia zaraina Aminy traboina fa le makalioka be Aminy tonne avela ho Simba

Address

Ambohimangakely
Fianarantsoa
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ao an-dakozia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share