13/05/2026
🌿 Salama daholo 🌿
⚠️ VAKIO TSARA ARY AN⚠️
🎀 Fanomezantsoa Miary Arra 🎀 Mankasitraka feno nandray anjara t@ny jeu izay natao 🙏
Noho ny Fahabetsahanareo moa dia nanapak'Heviitra izahay hoe asiana tirage isan-kerinandro ankohotran'ny jeux fans satria maro be ny nandray anjara 🌸
Noho izany : Misafidy Publication iray izahay isaky ny Alarobia hanaovana tirage dia izay mahafeno ny fe-petra hatrany no mahazo 🌹
Tsy miova :
- Like et commente
-Invite tes abonnés à aimer la page
-Partage la publication 🤎
Loka ho an'ny Super Fan sy Tirage : Sac Rofia Lifestyle 🌸 Omena amin'ny fêtes des mères izy io 🎀 8 Personnes izany no ahazo loka 🙏🌿
Zay ary fa dia bisous be dia Mbola félicitations ho an'ilay 2e gagnantes antsika 😍😍❤️