Harenan'i Madagasikara

Harenan'i Madagasikara Manohana sy mivoy ny asa sy ny vokatra vita malagasy. Repreneur de la collection TSARA - ONUDI Collecte, vente, production, promotion et exportation

Promotion de la créativité et de l'ingéniosité des services et des produits Malagasy par Harenan'i Madagascar.

13/08/2026

Iza avy no efa nihinana ananambo na felimirongo hoy ny any avaratra ? 🥰

Fantatrao ve fa misy vokatra tsara ho an’ny volo crème coiffante izay misy ananambo na Moringa ?

Ireto avy izany vokatra izany :

🍀 Mampitsiry volo

🍀 Manasitrana ny volo vakivaky sy makiana (maina)

🍀 Raha diso mirafitra (frisottis) loatra ny volonao, dia manampy ny volonao mba ho mora bangoina

Azonao ampiasaina tsara hirandranana na anaovana soins des cheveux hafa.

Aza misalasala ary manjifa

Prix :
👉 200ml : 25.000ar
👉 100ml : 15.000ar

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity VOLANA OKTOBRA ity 👋☀️.......Volana vaovao hitondra fitoniana sy filaminana ary...
01/10/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity VOLANA OKTOBRA ity 👋☀️.......

Volana vaovao hitondra fitoniana sy filaminana ary fiadanam-po ho antsika indray🫶
Ekena hoe mandalo ady sarotra isika ankehitriny fa izany dia tsy manakana antsika ijery ny zavatra mihabo foana hatrany 💖🌤.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika ihany koa izahay ato amin'ny Harenan'i Madagasikara ☺️☺️ .

25/09/2025

Ilay mandroba re anh😭
Lasa mifamotika indray fa tsy miray hina mitaky ny ZO 🇲🇬🥺

Arahaba tratry ny Asaramanitra e 🥳(...) Madagasikara ho an'ny Malagasy; Malagasy kosa ho an'i Madagasikara 🥰Mirary fety ...
26/06/2025

Arahaba tratry ny Asaramanitra e 🥳
(...) Madagasikara ho an'ny Malagasy; Malagasy kosa ho an'i Madagasikara 🥰
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny ekipan'ny Harenan'i Madagasikara e 🤗

Ummmm🤤Iza daholo ilay mbola tsy nanandrana nihinana vary mainty🍚 ?🫣Andramo fa sady tsara no mahasoa 😋👌
18/06/2025

Ummmm🤤
Iza daholo ilay mbola tsy nanandrana nihinana vary mainty🍚 ?🫣

Andramo fa sady tsara no mahasoa 😋👌

Arabaina ny ray rehetra manerana izao tontolo izao🤠🎊.Mirary soa, fahasalamana, indrindra hery hanatanterahina ny adidy r...
15/06/2025

Arabaina ny ray rehetra manerana izao tontolo izao🤠🎊.
Mirary soa, fahasalamana, indrindra hery hanatanterahina ny adidy rehetra

II Samoela 13: 28 c🩷
"Matokia , aoka hiseho ho lehilahy mahery hianareo "

😍Miarahaba an'ireo Reny rehetra nahatratra ny andro anio💐🌷 Ho tahiana sy ho ambinina amin'ny zavatra ataonao anie ianao🥰...
25/05/2025

😍Miarahaba an'ireo Reny rehetra nahatratra ny andro anio💐🌷

Ho tahiana sy ho ambinina amin'ny zavatra ataonao anie ianao🥰🎉❤,mirary ny soa sy ny tsara hatrany ary ho tahian'Andriamanitra hatrany mandritra ny andrompiainana rehetra 🙏❤
Jesosy anie anome hery sy tanjaka ary fahasalamana hatrany mba ahafahana manatanteraka ireo adidy sy andraikitra amin'ny maha Reny🥰, ho ambinina amin'izay atao rehetra anie ianao 💞

"Matio 15-28" Ravehivavy , lehibe ny finoanao ,tonga aminao araka izay irinao❤️

🔔Mbola mitohy hatrany ny hetsika ety amin'ny Hopefull Home annn 🥰🥰Tongava maro eee 💖
24/05/2025

🔔Mbola mitohy hatrany ny hetsika ety amin'ny Hopefull Home annn 🥰🥰

Tongava maro eee 💖

J-J🎁🎊Efa ety an-toerana izahay annn😋😋Tongava maro fa ahitanao fihenam-bidy indray ato amininay mandritra ny hetsika ety ...
23/05/2025

J-J🎁🎊

Efa ety an-toerana izahay annn😋😋
Tongava maro fa ahitanao fihenam-bidy indray ato amininay mandritra ny hetsika ety amin'ny Hopefull Home🥰

Ny anio 23 may sy rahampitso 24 may🩷

22/05/2025

J-1 ôô🥳💓

Address

Box 24/Immeuble Le Colisée
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Telephone

+261 32 86 147 84

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Harenan'i Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Harenan'i Madagasikara:

Shortcuts

Share