20/03/2026
Miarahaba ee.
Client Afapo no tanjonay, ity izao commanden'olona nataony taminay.
Mitongava ary fa aza misalasala fa vonona ny anome fahafam-po anareo hatrany ny Fanaka Tsara Tefy 🥰🥰
Izahay dia afaka manao ny asa rehetra vita @ hazo. (palissandre,Hazo Ala, Pin,..)