Mes Vertus Sacrées

Mes Vertus Sacrées 🕉️ Laissez-vous guider par les vertus 💎

⚠️ ALERTE DERNIERS STOCKS 2024 ⚠️Mandeha aingana be ireo bracelets pierres naturelles ato aminay. Ireto avy ny sisa tave...
20/12/2024

⚠️ ALERTE DERNIERS STOCKS 2024 ⚠️
Mandeha aingana be ireo bracelets pierres naturelles ato aminay. Ireto avy ny sisa tavela :
- Pierre de soleil
- Oeil de tigre
- Triple protection ( + Signe astrologique )
- Triple oeil
- 7 CHakras à base d'obsidienne
🕉Aza adino ny manararaotra sy mahazo ireo ‘’ bienfaits énergétiques’’ azo avy aminy.
🎁 Hisy CADEAU SURPRISE ho an’izay maka alohan’ny 2025
📲 Mandefasa MP ary sao tara ianao!


🛡️ Oeil de tigre: Votre bouclier énergétique au poignet 🛡️🔥 Ho an’ny olona sahy sy tsy matahotra ny tanjona avo.Ity brac...
19/12/2024

🛡️ Oeil de tigre: Votre bouclier énergétique au poignet 🛡️

🔥 Ho an’ny olona sahy sy tsy matahotra ny tanjona avo.

Ity bracelet ity dia mety indrindra ho an’ireto manaraka ireto :
✔️ Miaro amin’ny énergie négative
✔️ Manamafy ny fahavononana
✔️ Manome endrika feno hery sy fahatokisana

🎁 Ataovy fanomezana ho an’ny tenanao na ho an’olona akaiky anao.

📲 Mandefasa MP ary fa efa kely sisa ny stock.


Ny vato voajanahary tsirairay dia mitondra hery manokana izay afaka manova ny fiainanao andavanandro. ❓ Fa ahoana no hah...
13/12/2024

Ny vato voajanahary tsirairay dia mitondra hery manokana izay afaka manova ny fiainanao andavanandro.
❓ Fa ahoana no hahafantaranao izay mety aminao ❓
Misy teboka telo afaka isafidianana azy :
💎 Araka ny filanao (besoins) :
Mitady fitiavana na fiadanana?
Mila fitonian-tsaina sy fahazavana?
sa mitady hery fiarovana?
💎 Araka ny signe astrologique :
Misy karazany 12 izy araky ny daty nahaterahana ♋♎
💎 Ho an'ny tanjonao manokana :
Mba hahatratra tanjona?
Mitady vintana?

📩 Lazao anay amin'ny message privé ny tadiavinao fa vonona hanoro lalana anao izahay amin'ny vato mifanaraka aminao.


🌟 Offrez du Bien-être et de l'Énergie Positive pour Noël ! 🌟🔮 Amin'izao akaiky fety sy hamaranana ny taona izao dia zara...
06/12/2024

🌟 Offrez du Bien-être et de l'Énergie Positive pour Noël ! 🌟

🔮 Amin'izao akaiky fety sy hamaranana ny taona izao dia zarainay amin'ny vidiny mora be ny Bracelet rehetra izay vidianao ato amin'ny Mes Vertus Sacrées.

🎁 Mahazo réduction -25% daholo ianareo izay hanjifa amin'ity Décembre ity na inona na inona bracelet vidianareo.

➡️ Safidio ao amin'ny commentaire izay Bracelet mifanaraka amin'ny Vertus na Bienfaits tadiavinao ary fa aterinay any aminao amin'ny fotoana izay mety aminao.

💬 Mandefasa message privé avy hatrany raha misy mahaliana anao.


Mahatsiaro ho reraka na feno tebiteby ve ianao nefa tsy hainao akory hoe avy aiza ny antony?Tsy voatery hisy antony hita...
12/11/2024

Mahatsiaro ho reraka na feno tebiteby ve ianao nefa tsy hainao akory hoe avy aiza ny antony?
Tsy voatery hisy antony hita maso foana ny mahatonga ireo fa anisany antony lehibe koa ny Energie anao. Mety hikorontana ny énergie anao noho ny antony maro.

Inona avy ary mety hahafantarana fa mikorontana ny énergie anao?
⚡Reraka be foana ianao na dia tsy miasa be akory aza. Mety misakafo tsraa sy nahazo torimaso milamina tsara ianao nefa mbola reraka be foana vao mifoha.
⚡Sosotra na mitebiteby matetika ianao nefa tsy fantatrao akory hoe inona no mahatonga azy
⚡Mahatsapa mavesatra eo amin'ny partie an'ny soroka nefa tsy nibata zavatra mavesatra akory. Anisany signe iny fa mila manao nettoyage énergétique ianao.
⚡Misy fotoana koa ianao manao ny asanao de tsy mety hifantoka tsara mihitsy fa mikorontana foana ny sainao.

Tsy voatery antony avy ety ivelany no hahatonga an'ireo fa resaka Energétique, ka anisany vahaolana azonareo ampiasaina tsara ny "Lithothérapie", efa nozaraina teto moa hoe inona izany lithothérapie izany sy ny fampiasana azy.
Azonareo ampiasaina tsara ny vato hanadiovana ny énergie anao, fa mila fantarina fotsiny hoe inona ilay vato mifanaraka kokoa amin'ilay tranga mahazo anao.

💎 Tianao ho fantatra ve hoe inona ny vato mifanaraka amin'ny tranga hiainanao na ny signe astrologique anao? Manantona message privé avy hatrany fa afaka miresaka sy manoro hevitra anao izahay momba izany. Misy vato maromaro koa ato aminay mety hifanaraka amin'ny zavatra ilainao.


🔥 Inona no mampiavaka ny Mes Vertus Sacrées ? 🔥Ao amin'ny Mes Vertus Sacrées, mihoatra lavitra noho ny haingo-tanana tso...
08/11/2024

🔥 Inona no mampiavaka ny Mes Vertus Sacrées ? 🔥

Ao amin'ny Mes Vertus Sacrées, mihoatra lavitra noho ny haingo-tanana tsotra ny bracelet tsirairay satria :

🔹 Bracelet voadio sy azo anaovana avy hatrany (purifié) : Voadio ny bracelet tsirairay alohan'ny halefa any aminareo mpanjifa, ka afaka mandray ny heriny avy hatrany ianao rehefa miravaka azy. 📿

🔸 Carte de révélation des vertus : Misy Carte manokana miaraka amin'ny bracelet tsirairay, manazava ny toetra sy ny herin'ny vato tsirairay, ary koa ny fomba fanadiovana (purification) sy famerenana ny heriny (rechargement) mba hampitombo ny angovo entiny. 📜💎

🔹 Fanohanana manokana : Afaka manampy anao hatrany izahay mba hanome torohevitra mifanaraka aminao ary hamaly ireo fanontanianao.

📨 Aza misalasala ary mandefa MP anay hahafantarana ny vato mety aminao, eny fa na dia hanontany fotsiny ary!


Androany indray dia ny mantra manokana hoan'ny bracelet triple oeil (oeil de tigre, oeil de taureau, oeil de faucon) no ...
06/11/2024

Androany indray dia ny mantra manokana hoan'ny bracelet triple oeil (oeil de tigre, oeil de taureau, oeil de faucon) no atolotra anareo.📿

"Mon esprit est protégé, mon coeur est ouvert, et mon énergie est renouvelée."

✨ Azonareo averimberina rehefa manao méditation na Manifestation, mifanaraka amin'ny Vertus an'ilay vato ity.

📌 Mbola hizara Mantra maro ihany izahay hoan'ny vato tsirairay fa araho hatrany ny pejy

📿 FANTATRAO VE? Ny vato tsirairay dia samy manana ny mampiavaka azy daholo. Haka ohatra vitsy isika androany ,💎 Obdisdie...
04/11/2024

📿 FANTATRAO VE?

Ny vato tsirairay dia samy manana ny mampiavaka azy daholo.

Haka ohatra vitsy isika androany ,

💎 Obdisdienne : misintona ny énergie négative sy mitondra équilibre hoan'ny olona mitondra azy sy ny toerana misy azy.

💎 Oeil de tigre : mitondra fahatoniana, mampiakatra ny tsindrimandry ary hahatonga anao hanana "Courage" ihany koa hiatrika zavatra.

💎 Hématite: Manamafy ny fahatokisan-tena, ary mitondra Calme sy Stabilité amin'ny fiainanao.

🗝️ Fitambaran'izy ireo no antsoina hoe "TRIPLE PROTECTION", fitambaran'ny Vertus maro hanampy akao hitondra équilibre amin'ny tontolo andronao rehetra.

Raha mila ihany koa ianao de aza misalasala mandefa hafatra aminay avy hatrany ✅


❌ Ny hadisoana matetika ataon'ny mpiravaka pierre naturelle matetika 💎 Vato maro kazarany loatra miaraka hiambozonana : ...
30/10/2024

❌ Ny hadisoana matetika ataon'ny mpiravaka pierre naturelle matetika

💎 Vato maro kazarany loatra miaraka hiambozonana : raha miravaka bracelet enao ohatra dia tsy tsara loatra ny manao bracelet maro be miaraka fa lasa miteraka surmenage énergétique. Lasa sarotra hoan'ny tenanao indray ny handray ny voka-tsoa azo avy aminy satria maro loatra ilay vato miaraka anaovanao.

💎 Hadisoana faharoa ny resaka Purification sy Rechargement, izay efa noresahana matetika teto . Farafahakeliny indray mandeha isam-bolana no manao Rechargement, ny Pierre à Rechargement Lunaire moa rehefa Fenomanana ihany. Ny purification indray azo atao foana rehefa mahatsapa ianao fa nisinisy ny énergie négative nifanesy taminao na ny toerana nipetrahan'ilay vato.

💎 Tandremo ihany koa ny vovoka sy ny Masoandro be loatra.
Misintona ny énergie eo amin'ny manodidina azy sy izay mikasika azy ny vato ka tandremo amin'ny loto sy vovoka.

Ny resaka Masoandro indray dia tsy tsara atao mijanona ela loatra amin'ny masoandro matetika ny vato na dia Rechargement Solaire aza. Mampikorontana ny Énergie hoentiny izany, ary misy koa ny karazana vato sasany miova loko rehefa tratran'ny masoandro matetika loatra.

🕉️ Mino izahay fa naharay lesona ianao mba hikolokoloina an'ireny harena eny aminareo ireny.

Aza adino ny mizara de Mandrosoa Hasina daholo 🙏


💥NOUVEAU PRODUIT💥Ny nahafantaranareo ny Mes Vertus sacrées  hatrizay dia ny Bracelet vita avy amin'ny pierre naturelle. ...
24/10/2024

💥NOUVEAU PRODUIT💥

Ny nahafantaranareo ny Mes Vertus sacrées hatrizay dia ny Bracelet vita avy amin'ny pierre naturelle. 💎
Afaka andro vitsy dia hamoaka produit vaovao be ho anareo izahay. 🔜

Produit mirona mankany amin'y resaka Bien-être personnel et énergétique hatrany hanasoavana antsika tsirairay avy. 💯

❓Fantatrao ve hoe mety ho inona ilay produit hivoaka manaraka eo❓

Lazao ao amin'ny commentaire anie ny hevitrao. 📄

🎁 Livraison GRATUITE 🎁 Porte-clé personnalisée GRATUITE🎁 Carte révélation des vertus GRATUITEIreo fanomezana manokana sy...
23/10/2024

🎁 Livraison GRATUITE
🎁 Porte-clé personnalisée GRATUITE
🎁 Carte révélation des vertus GRATUITE

Ireo fanomezana manokana sy maro be ireo dia ho an'ny Bracelet TRIPLE PROTECTION 🎉

Hahazo ilay bracelet miaraka amin'ny déco Signe astrologique mifanaraka amin'ny Signe anao ianao!
♓♒♑♐♏♎♍♌♋♊♉♈

Ireto avy ny toetra sy tombontsoan'ny vato tsirairay :

🔥 TRIPLE PROTECTION : Hématite + Obsidienne + Oeil de tigre

✅ Hématite : Manome hery art mampilamina ny fihetseham-po.
✅ Obsidienne : Mampifandanja ny vatana sy saina, manalavitra ny "énergie negative", mampitombo ny fahatokisan-tena, ary manampy amin'ny fandresena ny sakana ara-pihetseham-po.
✅ Oeil de tigre : Mampitombo ny fahatokisan-tena ary manome fiarovana amin'ny eritreritra ratsy sy ny fikasana tsy tsara.

💌 Afaka mandefa hafatra mivantana ianao izao.

⚠️ STOCK LIMITÉ


🕉️ MANTRA 🕉️Hoanareo izay manana signe astrologique : Poisson ♓ Verseau ♒ Gémeaux ♊ mifanaraka amin'ny Vato Aigue Marine...
21/10/2024

🕉️ MANTRA 🕉️

Hoanareo izay manana signe astrologique : Poisson ♓ Verseau ♒ Gémeaux ♊ mifanaraka amin'ny Vato Aigue Marine

Androany indray dia ity misy Mantra manokana hoan'ny vato Aigue Marine 💎

"Je suis calme et en paix, ma voix est claire et mon esprit est serein."

Azonareo averimberina rehefa manao méditation na Manifestation, mifanaraka amin'ny Vertus an'ilay vato ity.

Mbola hizara Mantra maro ihany izahay hoan'ny vato tsirairay fa araho hatrany ny pejy ✨


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mes Vertus Sacrées posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share