10/06/2026
❤️Tonga indray ny cerises en version tsarakely noho ny teo aloha 🥰
-Mody jerena hoe kely ireto cerises kely ireto fa asa be 😅
-20 no isan'ny boule atao(asiana rembourrage tsirairay)
-20 no isan'ny feuille atao
❤️Vita daholo ireo dia zairina tsirairay @ ilay boule ny tige avec feuille 1 dia zay vao hatambatra tsirairay 🥵.Izay vao mahavita 10 cerises 😅
-Mbola tsy vita fa efa kely sisa euhh💪😁
-Tena michapeau anareo mahavita plus de 10 cerises anatin'ny 1 andro aho 🫡
📌Sady miasa 💻 no miala voly mampidi-bola 🥰 .Anti-stress haingana be mihitsy 😌
📌Aza manary na mandanidany fotoana amin'ny zavatra tsy mampandroso fa hampiasao hampidi-bola 😉
Izay ndray aloha ny anio fa bonne soirée 😘