Tsiro'fy

Tsiro'fy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsiro'fy, Kitchen/Cooking, Antananarivo.

Manasa eπŸ˜‹πŸ˜‹M**o mangazo nandrahona Γ  vapeur πŸ‘Œ
12/11/2025

Manasa eπŸ˜‹πŸ˜‹
M**o mangazo nandrahona Γ  vapeur πŸ‘Œ

Mandrosoa hisakafoπŸ˜‹πŸ₯°     sauce au   apina   rehefa masaka mba apariharatra azy πŸ˜‹Alefaso ao commentaires ko sarin' lokana...
18/05/2025

Mandrosoa hisakafoπŸ˜‹πŸ₯°
sauce au apina rehefa masaka mba apariharatra azy

πŸ˜‹Alefaso ao commentaires ko sarin' lokanareo ao mba jere tsika

Mazotoa homana daholo ara πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜Š

βœ…Aza adino mi πŸ‘ ny pejitsika, atsoy ny namana hi πŸ‘ pejitsika
Ary zarazarao mba ho hitan'olona maro πŸ™πŸ™

Manaramolotra πŸƒπŸ˜‹  Mahay mahandro otranio ana io ko ve enao πŸ˜‹  Iza no mankafy azy Mba manampy vary otranay ko ve nareo re...
14/05/2025

Manaramolotra πŸƒπŸ˜‹
Mahay mahandro otranio ana io ko ve enao πŸ˜‹
Iza no mankafy azy
Mba manampy vary otranay ko ve nareo rehefa milofa azy?
Raha tinao ara ny anaraka tsy tapaka ny fifampizarana nahandro eto dia πŸ‘ ny page tsika

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiro'fy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share