Un peu de tout

Un peu de tout ❤️Bienvenue chez Golden Import Mada ✨ Ny entana rehetra tadivinao any Chine (Accessoires, Montres, Mode...)

dia tonga eo am-pelatananao!

✅ Qualité Premium > 📦 Sur Commande

08/05/2026

🎉Petit rappel du vendredi ✨

Tsy mila occasion spéciale vao mikarakara tena 🤍
Mendrika ho tsara tarehy sy ho sambatra isan’andro ianao 🌸

✨ REALITÉ ✨😂Rehefa milaza hoe “tsy hividy zavatra intsony aho” 😌👉 Fa mahita zavatra stylé 😍👉 Dia mividy ihany 😭💸💬 Iza no...
27/04/2026

✨ REALITÉ ✨😂

Rehefa milaza hoe “tsy hividy zavatra intsony aho” 😌
👉 Fa mahita zavatra stylé 😍
👉 Dia mividy ihany 😭💸

💬 Iza no mitovy amiko? 😂👇

✨ EFA ELA BE… FA MIVERINA INDRAY ✨👀“Un peu de tout” dia miverina 🔥Misaotra anareo mbola eto ❤️Ary ho an’izay vaovao… bie...
26/04/2026

✨ EFA ELA BE… FA MIVERINA INDRAY ✨👀

“Un peu de tout” dia miverina 🔥

Misaotra anareo mbola eto ❤️
Ary ho an’izay vaovao… bienvenue 😍

👉 Eto no hahitanao:
💥 zavatra mahaliana
💥 astuces
💥 zavatra ilaina isan’andro

💬 Iza no mbola eto? 😏👇

25/04/2026

🎁🔥 JEU CONCOURS SPÉCIAL 🔥🎁

Te hahazo BAGUE INOXYDABLE MANJA KELY ve ianao? 😍💍

👉 Lalaina Store MG manolotra cadeau ho anareo 💖

💥 FEPETRA (TSOTRA BE):
1️⃣ Like 👍 ny page Lalaina Store MG
2️⃣ Comment “JE PARTICIPE” 💬
3️⃣ Invite 3 amis 👯‍♀️
4️⃣ Partage en public 📲

🎯 Tirage dans 5 jours ⏳

🎁 Gagnant = mahazo bague stylé 💎

🚨 Plus tu invites, plus tu as de chance 😏🔥

📩 Aza tara! Mandray anjara dieny izao

🖤 Lalaina Store MG

22/04/2026

😏🎁 QUESTION KELY… 🎁😏

Vonona ve ianareo raha misy jeu surprise amin’ity fin de semaine ity? 😍🔥

👉 Cadeau stylé
👉 Challenge fun
👉 Ary mety ho anao 😉

Fa mila mahafantatra aloha izahay… 😌

💬 Ianao ve ready?
👉 “OUI” raha vonona 🔥
👉 “GO” raha te handray anjara 😍

🖤 Lalaina Store MG
👉 mety hisy zavatra mahafinaritra ho avy 😏✨

🥰Manja Kely anie ity oa e
22/04/2026

🥰Manja Kely anie ity oa e

22/04/2026
🎁🖤 CHAPEAU FEDORA – CADEAU PARFAIT 🖤🎁Te hanome cadeau classy, stylé ary tsy adinoina ve ianao? 😍👉 Ity Fedora ity no safi...
17/04/2026

🎁🖤 CHAPEAU FEDORA – CADEAU PARFAIT 🖤🎁

Te hanome cadeau classy, stylé ary tsy adinoina ve ianao? 😍
👉 Ity Fedora ity no safidy lavorary!

✨ Unisexe – mety ho an’ny lehilahy sy vehivavy
🖤 Style élégant & intemporel – manandratra ny look rehetra
🧼 Lavable & en feutrine – qualité tsara, maharitra
😎 Tena manome “charisme” avy hatrany!

🔥 Cadeau idéal ho an’ny anniversaire, fête, na surprise tsotra fotsiny 🎉

🚨 Stock voafetra – aza tara!
👉 Raha tianao ho stylé ilay olona tianao… ity no safidy!

📩 MP avy hatrany hanafatra

🔥🧢 CASQUETTE HO AN’NY ANKIZY – TSY MAINTSY ANANANA! dispo de suite 🧢🔥Te hahita ny zanakao stylé, madio fijery ary voaaro...
15/04/2026

🔥🧢 CASQUETTE HO AN’NY ANKIZY – TSY MAINTSY ANANANA! dispo de suite 🧢🔥

Te hahita ny zanakao stylé, madio fijery ary voaaro amin’ny masoandro ☀️ ve ianao? 😍
Ity no casquette natao ho azy!

💯 Kalitao avo – tsy mora simba
😌 Maivana & mahazo aina – tonga lafatra isan’andro
🎨 Loko sy design manintona – tena mampiavaka
👦👧 Mety amin’ny ankizy rehetra

🔥 LOOK VAOVAO = FAHATOKISANA HO AN’NY ZAZA 🔥

🚨 Stock voafetra be!
👉 Izay haingana ihany no mahazo

📩 Midira inbox dieny izao hanafatra!

Coup de coeur CHAPEAU FEDORA BLANC ❤️ ✨ am-behivavy, tena mihaja be 🏷️ 50.000 ar Afaka sasaina, en feutrine ❌vitsy kely ...
15/04/2026

Coup de coeur CHAPEAU FEDORA BLANC ❤️
✨ am-behivavy, tena mihaja be
🏷️ 50.000 ar

Afaka sasaina, en feutrine
❌vitsy kely ny disponible

🦋Raha tsy voalamina ny plan-nao…Tsy voalamina ny fiainanao 😶Manomboka eto 👇📖 Bloc note simple fa mahery👉 Inbox          ...
11/04/2026

🦋Raha tsy voalamina ny plan-nao…
Tsy voalamina ny fiainanao 😶
Manomboka eto 👇
📖 Bloc note simple fa mahery
👉 Inbox












Address

Antsirabe

Telephone

+261342714118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Un peu de tout posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share