RAC'S MUSIC Antsirabe

RAC'S MUSIC Antsirabe RAC'S MUSIC : R'adorateur Accoustic Sound Music. Studio de répétition, location Instruments de musics, Sono avec lumière. Contact : 0347473855 ou 0325198141

08/01/2026

358 Andro sisa dia 2027 indray. 🎹🎹🎹

21/12/2025

Misokatra hoantsika mpanakanto rehetra eto Vakinankaratra ny studio RAC'S MUSIC eto Vatofotsy ampita andrefan'ny ROVA Antsirabe.
Antsoy ny 0347473855 Raha hanao réservation.
Manaova krismasy sambatra dia samia ho tratry ny taona vaovao 2026 daholo e!

21/12/2025
Ny Studio RAC'S MUSIC Vatofotsy Antsirabe (Studio de répétition & Location Sono + instruments complets) dia misokatra ho...
07/09/2025

Ny Studio RAC'S MUSIC Vatofotsy Antsirabe (Studio de répétition & Location Sono + instruments complets) dia misokatra hoan'ny mpanakanto sy mpikarakara lanonana (en salle) rehetra eto Vakinankaratra.
Tarif : mirary e!

Infos & Réservation : 0347473855 / 0325198141

Ny Studio RAC'S Music eto Vatofotsy Antsirabe dia misokatra hoantsika Mpanakanto, groupe évangélique, Gospel, groupe de ...
21/08/2025

Ny Studio RAC'S Music eto Vatofotsy Antsirabe dia misokatra hoantsika Mpanakanto, groupe évangélique, Gospel, groupe de Louanges rehetra eto amin'ny faritra Vakinankaratra. Miezaka manome fahafaham-po hoantsika rehetra hatrany izahay.

Rés/Infos : 0347473855 / 0325198141 / 0334859558

Misokatra hoan'ny mpanakanto rehetra, chorales, groupe évangélique, Gospel ny Studio RAC'S MUSIC eto Vatofotsy Antsirabe...
21/08/2025

Misokatra hoan'ny mpanakanto rehetra, chorales, groupe évangélique, Gospel ny Studio RAC'S MUSIC eto Vatofotsy Antsirabe.

Rés/Infos : 0347473855 ou 0325198141 ou 0334859558

Ireto indray ny mpanakanto manaraka avy eto amin'ny tanànana ihany e! Mankasitraka anareo nandalo teto @ studio RAC'S MU...
12/08/2025

Ireto indray ny mpanakanto manaraka avy eto amin'ny tanànana ihany e! Mankasitraka anareo nandalo teto @ studio RAC'S MUSIC nanao répétition ho fanomanana ny seho an-tsehatra etsy amin'ny Gara ny zoma sy sabotsy hoavy izao 👊👊👊👊

Mbola malalaka tsara mihitsy ny emploi du temps amin'ity herinandro ity ny ato @ Studio RAC'S MUSIC VATOFOTSY hoantsika ...
04/08/2025

Mbola malalaka tsara mihitsy ny emploi du temps amin'ity herinandro ity ny ato @ Studio RAC'S MUSIC VATOFOTSY hoantsika izay mikasa hanao répétition fa alefaso mialoha ihany ny réservation.

Contact : 034 74 738 55 / 032 51 981 41

04/08/2025

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RAC'S MUSIC Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category