10/12/2025
🎄✨ Ensemble, illuminons le Noël de nos enfants ! ✨🎄
À l’occasion des fêtes de Noël, l’association Les Enfants du Soleil lance une collecte de dons en faveur de ses enfants.
Nous recueillons avec joie :
🧸 anciens jouets en bon état,
👕 vêtements,
👟 chaussures,
🍬 friandises,
et tout autre don qui pourra faire briller les yeux de nos enfants en cette période magique.
📅 Collecte ouverte dès maintenant jusqu’au 21 décembre 2025
📍 Dans nos deux villages à Itaosy : Andrambato et Tsarahonenana ou contacter nous au 034 89 957 07
Un petit geste de votre part peut faire naître un grand sourire 💛
Merci pour votre générosité et votre soutien.
🎄✨ Andao hiara-hameno hafaliana ho an'ireo ankizy sahirana!
Amin’izao fankalazana ny fety Noely izao, ny fikambanana Les Enfants du Soleil Antananarivo dia faly mikarakara "Fanangonana fanomezana" ho an’ny ankizy toy ny:
🧸 kilalao efa niasa nefa mbola tsara,
👕 akanjo,
👟 kiraro,
🍬 vatomamy
ary izay fanomezana hafa rehetra afaka entina hanomezana hafaliana ny ankizy amin’izao fety izao.
📅 Misokatra manomboka izao ka hatramin’ny 21 desambra 2025 ny fandraisana izany.
📍 Ao amin’ny Akany roa eto Itaosy : Andrambato sy Tsarahonenana na afaka miantso ny laharana 034 89 957 07
Fanomezana kely avy aminao, mety ho hafaliana lehibe ho an’ny ankizy 💛
Misaotra mialoha amin’ny fitiavana syLes Enfants du Soleil ELes Enfants du soleil - CAT Tana sPlateforme de la Société Civile pour l'Enfance - PFSCE lWednesday Morning Group Officiel Group Officiel
́
́