16/06/2026
Mirary soa ireo zandry kely rehetra hanao fanadinana CEPE androany. 🍀
Mampahery ny ray aman-dreny ihany koa.
Mbola itako tato ity sary ity ☺️ sariko nipetaka tamin'ny carte d'identité scolaire tamin'ny taona 2006 fony aho hanala CEPE 😁🥰.